Politique
A propos de Fetison Rakoto Andrianirina

Quel rôle pour Fetison Rakoto Andrianirina ?
A Addis Abeba et après la désignation de Guy Rivo Randrianarisoa en tant que porte-parole du Président Marc Ravalomanana, un certain flou règne au sein de la délégation Marc Ravalomanana concernant notamment le rôle de Fetison Rakoto Andrianirina : quel est son statut actuel ? Est-il toujours chef de la délégation de la mouvance Ravalomanana ou a-t-il été remplacé par Guy Rivo Randrianarisoa ? Lequel Fetison Rakoto Andrianirina était semble-t-il « en visite » auprès des autres délégations à l’hôtel Sheraton ce matin
Commentaires
4 commentaires sur A propos de Fetison Rakoto Andrianirina
- Lazalazao le
mar, 3rd nov 2009 19:43
- rakotoson le
mar, 3rd nov 2009 21:06
- fangala le
mer, 4th nov 2009 00:17
- rakay le
ven, 29th juil 2011 10:19
Izaho koa dia efa nametraka ny ahiahy mikasika an’i Fetison fa vao indray mandeha izy no hita teny @ MAGRO ary tsymbola teny Ambohijatovo mihitsy. Izy no nanilika an’i Alain Andriamiseza ka nahatonga ity farany hamadika, izy no nanaiky an’i Andry Rajoelina ho filohan’ny tetezamita ary izy koa no nanilika an’i Tonton ambroise .
Nefa ny tenako izay tena mitolona hoan’ny Tanindrazana aorian’iDada dia tsymba nanaiky mihitdy an’i Fetison sy Meme. Tokony hihiratra ny mpanohana ny ara-dalana tsy ho voafitak’ireo olona roa ireo. Misy parlementaire namany koa.
Ireo par;lementaire dia miseho hotsara eo anoloan’i Ravalo ary nanao izay naniliana ny Alliance democratique hatramin’ny voalohany. Izaho manokana dia tsy manaiky an’i Fetison sy Meme hompitarika ny mpanohanana ny ara-dalana. Tsy ny fiverenan-dRavalo no imasoany fa izay hifandaminany @ andry Radomelina ka no hi izay i Yves aime’ Rakoarisoa NON, i Rakoto andrianirina fetison TSIA
Marina mihitsy ny teninao. Tsy hitako ny maha tokony ho « chef de délégation » an ‘io Fetison io. Sady tsy mahay miteny no toa hafa hafa mitsy ny fihetsiny.
Ary avy aiza moa io olona io no tonga tampoka eo ao amin’io toerana mila olona matotra sy fitokisana mihitsy io? Saha amin’ny mitory teny any am-piangonana izy raha nanao débat télévisé tamin’ i Monja Roindefo tamin’ny TVM. Sambany anefa no mahazo sehatra
Na tsy eo amin’ny toeran’ ny mpijery any amin’ny province ary aho dia manontany tena hoe : taiza no nahitan- dRavalomanana an io olona io?
Monja Roindefo mitanisa ny « ratsy » nataon -dRavalomanana. Moa Fetison mba nilao-bava ny fandrobana, ny dorotrano ny faty olona – dimampolo latsaka – tamin’ny 26 janvier 2009 afatsy ny naaovan’ ny baomanga sy ny Capsat, sy ny FIS ny orinasan-dRavalomanana Magro, Tiko, Mbs, Faravohitra …
Ny maty teo Ambohitsorohitra ny asabotsy 7 février no nampitomanizan’ i Monja Roindefo ny mijery télé sy ny mpiaino radio.
Ny mpanohitra frantsay ve , Andriamatoa Fetison, manafika ny Elysée amin’ izao probleman’ny frantsay tsy too tsy foana izao.
ANAO KO RY NENY DE DONTO MANDEHANA IHANY ENY AMINY MAGRO FA HITONDRA VARY SY LAOKA HO ANY FIANAKAVIANAO EO I DADA IZAY TSY MITADY AFA TS NY TOMBOTSOANY IZAY EFA VERY .DE MANDANY CARTOUCHE ESTY SY EROA AMINY ALALAN’I GAZETY INTERNATIONAUX PITIE RY NENY A
ANDRASO IHANY I DADA O
tsy mahafantatra afa tsy i dada ny vahoaka ny ara dalana f aza fitapitahanreo mpitarika ireo f mb menatra @ izay f tena ratsy endrika mintsy ianareo eo imason’izao tontolo izao tsy menatra akory @ ireny kabary natao teny imasom bahoaka ireny d ho sahinao v fetison ny hamadika ireo olona izay tong maro nanohana anao t@ fitsarana teny ivato ireny mba matahora ihany an ‘Andriamanitra f misy fiteny izay hoe aleo alan’andriana toy izay alam bahoaka;raha azo atao d mangataka fanazavana avy @ zafilahy sy pasitera Edouard mintsy izay sao d efa nokobonina tany am pigadrana tany izao sa nisy fanerena tao kanefa tsarov f ireo razambe tsika talu n nisy aza ny fandrahonana nataon’ny mpanjanaka d tsy mba nivadi belirano izany mintsy izy ireo alaivo ohatra ny RAY AMAN DRENY RALAIMONGO mieritreta tsar ra fetison o!














