Fetison Rakoto Andrianirina et Mamy Rakotoarivelo interdits de stade
Publié dans Politique
Le co-président de la transition et le Président du Congrès de la transition se sont vus interdire hier l’accès au stade d’Ambatondrazaka où les deux personnalités projetaient de rencontrer la population pour la mettre au courant des événements et de la mise en place du gouvernement de consensus. Un énième croche-pied de la Transition à destination de la mouvance Marc Ravalomanana ?
Commentaires
7 commentaires sur Fetison Rakoto Andrianirina et Mamy Rakotoarivelo interdits de stade
-
RJ le
ven, 20th nov 2009 12:29
-
tonton le
ven, 20th nov 2009 14:11
-
rakotoson le
ven, 20th nov 2009 19:12
-
doudou le
sam, 21st nov 2009 01:39
-
rado le
sam, 21st nov 2009 08:09
-
sarl le
sam, 21st nov 2009 20:34
-
Les brèves du Lundi 23 Novembre 2009 : TANANEWS le
lun, 23rd nov 2009 18:27
Ils peuvent tout interdire, mais l’essentiel c’est l’éléction: 1er tour de vita…
Riez bien, qui rira le dernier…
Tsy mahagaga raha tsy mahazo fitenenana malalaka eny @ stade , fahadisoana lehibe mihitsy io nanendrena an ‘i Fetison ho » CO- président io » fantatra fa olona malemilemy , tsy mba mijoro @ maha président azy fa be « tsikitsiky » lava na dia efa haloalika aza ny ranom-bary .
Tsy noho ny tsy fitiavana azy no hanoratako eto fa noho ny fitiavan-tanindrazana ,ny AHIAHIKO fotsiny DIA tsy tokony ho GAGA isika raha i ANDRY tgv no lany @ fifidianana satria izy olona maherisetra ,ary tsy misangy @ zavatra hataony ,ISIKA LEGALISTA kosa mandefitra lava , manaja ny ara-dalàna ! ,tia fihavanana , ny mpiambina an’i Fetison aza tsy hametrahany plainte akory nefa nosamborina ohatr’ireny misambo-balàla ireny
Tena mahakivy ity MOuvance RAVALOMANANA ITY E!
TOA MBOLA HO ELA IZANY » SORTIE DE CRISE » RESAHINA LAVA IZANY !!!
Tsy hilamina ny tany sy ny fanjakana raha toa ry Ra-Charles sy Ra – Lylison ary ny namany vitsivitsy no hibaiko ny CEMGAM ary hiaro ny seza sy ny lapan’ i TGV. Nisy baiko avy amin’ ity izao raha toa no nitranga indrindra fa tany amin’ny lapan’ Ambohitsorohitra ( na Ivaloha, tsy fantatro intsony ) ny nanaovana izany valan-dresaka izany.
Mivadika ny « rasa » fa raha izao ny fihetsik’ i Commandant Luc sy capitaine … ( RFI ) dia toa efa mivaly amin’ i TGV sy ny tariny ny nataony teo aloha nafahany nandroba ny fahefana . Toa izao ihany anie ny nataon’ ny Capsat tamin’ ny fitondran’ny Prézida Ravalomanana e!Tsy dia mahagaga fa mampalahelo kosa raha ny 13 mai sy ny Kianjan’ny Démocratie ( ? )Ambohijatovo izay niakaran’ i TGV , nanaovany « Coup d’ Etat » niaraka tamin’ny Capsat sy ny Baomanga – ny ( nantsoiny hoe « vahoaka malagasy » no nahatonga an’izao korontana tsy misy farany izao.
Taty aoriana anefa dia tsy nahazo nampiasa an’ ireo toerana ireo ny mpomba an – dRavalomanana fa niafiafy teny amin’ny Magro Ankorondrano. Ary misy mihitsy aza ny nampidirina am – ponja, nampijaliana ( tortures)…. mandrak’ izao isika miteny izao ( 20 /11/ 2009 ) na dia teo aza ny filazan’ ny Accord de Maputo I( août 2009 ) fa « havototra tsy misy atakandro ny gadra politika » indrindra fa ny fomba fitsarana an’ izy ireo dia « sadasada!!! »
Ny mampalahelo anefa dia toa tsy dia mahay miady loatra ireto solonten’dRavalomanana ireto fa indrindra Ing. Fétison izay tsy fantatry loatra ny maro mihitsy ny nahatongavany amin’ izao fitondrana izao. Taiza ary inona no nahatonga an- dRavalomanana nifidy azy , hisolo tena azy ary koa indrindra hisolo tena ny « légalistes » ?!
Aiza fa, toa izao vao taitra mangataka ny fivoan’ i Raharinarivo eny am-ponja tao aorinan’ ny nanaovany ity farany ity « grève de la faim » Toa izy ity ihany no tena ambetiteniny fa tsy dia ireo gadra paolika rehetra.
Tokony ho teneniny eny amin’ny Magro izay tsy nahitana an’ i Fetison loatra fa TGV anie voa nahazo ny toerany e dia nampamaoka ny gadra politiquetamin’ny andron – dRavaomanana. Na ny teto an – toerana izany na tany ivelany ( « diaspora » Ratsiraka sy ny tariny ), na ny mpamono olona ( Coutiti etc… ) na ny nanapotika tetezana ( dynamitage de pont 15/ 2002). Aiza izao ny « poseurs de bombe » izay tsy nipoaka akory nefa dia any amponja ry zalahy ?!
Soa fa misy ny GTT – International niady mafy tany Europe ary nahatonga ny Union Europénne handinika indray ,amin’ny 3 décembre, ho avy izao, ny toe -draharaha eto Madagasikara.
Ary raha tsy misy ve ny toa izao dia tsy hihetsika firy Ra – Téfison? Aiza ka ny « puchiste TGV » indray no nomeny toerana tamin’ny 6 octobre ( réunion du GIc Carlton! !!. Loza ity)
Nahoana Ra 8 sy Fétison no nanao sonia nefa izao ny mitranga. Ny be sy ny maro dia mihevitra fa ny Accord d’ Addis Abeba dia mampetra
Je persiste et signe fa tsy mahavita azy io Fetison nareo io,olona tsy misy personnalité no sady mivandreraka malemy loha tsy misy ilaina azy.Raha mbola manana fahatokisana an’io Ravalo dia veloma ry nosy fa tsy ho tafaverina eto intsony .Hifankahita tsara eo fa mihidy vody amin’ny Rajoelina izy dia hanaikinaiky fotsiny izay lazainy dia avy eo izy hilaza fa ny tombontsoa ny vahoaka no jerena,hita aminy endriny fotsiny fa tsy mahavita azy, solohy haingana io raha te ho tafavoaka amin’izao crise izao hianareo,ny zavatra lehibe tokony nataony voalohaniny indrindra dia namoaka an’ireo gadra politique fa tsy mitsangatsangana erany tanana amin’ity solomaso be sy mampiseho nify tena tsssssss….
Calme fotsiny oa, la patience est l’alliée de la gloire. Aléo hitény zé hitény, aléo hanao zé hanao, mais le jour des élections marquera la victoire des légalistes, et le retour aux affaires de Ra8. La victoire n’en sera que plus savoureuse, courage é
Izay mihintsy no tokony hizarana any Madagasikara ka aleo zany Fetison mandidy ny ao Tana miaraka aminy Andry, ka ny faritany enina samy manana ny olona mitondra ny azy sy mitantana ny vola azony.Ny volany bois de rose tokony mijanona aminy faritaniny Diego fa tsy mandeha any Tana any intsony.
Raha tsy zay de mbola miandry ny 13 mai indray aminy 2016
[...] de la Transition. Le Président de la Transition peut donc rendre visite à ses compatriotes mais pas les co-Présidents ? Dans l’attente de la réponse, les habitants d’Ambanja ont pu savourer un festin [...]
A lire aussi
- Panorama de la semaine : la crise politique est loin d’être derrière nous
- Fetison Rakoto Andrianirina et Mamy Rakotoarivelo, les nouveaux porte-paroles
- Mouvance Madagasikara: un pacte avec le peuple avant Johannesbourg
- Mouvance Marc Ravalomanana : mésentente chez les meneurs
- Une dizaine de politiciens dans le collimateur
- Réponse du berger Fetison Rakoto Andrianirina à la bergère Organès Rakotomihantarizaka
- Mouvance Marc Ravalomanana : communiqué de presse
- On prend les mêmes et on recommence ?


