Les Malgaches victimes de leur propre manque d’hygiène
Publié dans Social

Besarety, Behoririka, les canaux débordent
Les Malgaches dans les bas quartiers commencent à payer leur « voretra » attitude : en jetant leurs ordures n’importe où, en ne respectant pas les règles les plus élémentaires d’hygiène, ils sont victimes de leur propre négligence : le week-end dernier, suite à un brusque déferlement des intempéries dans la capitale, les eaux de pluies ont fait déborder tous les canaux de la ville car les voies d’évacuation sont toutes bouchées du fait des négligences cités supra.
La saison des pluies ne fait que commencer et ce ne sont pas les efforts de la CUA pour déboucher ces canaux qui y changeront quoi que ce soit, le mal est déjà fait.
Commentaires
2 commentaires sur Les Malgaches victimes de leur propre manque d’hygiène
-
doudou le
lun, 30th nov 2009 18:08
-
Verohanitra le
mar, 1st déc 2009 19:24
Tena marina mihintsy aloha izany fa tena voretra ny gasy.Marina fa mahantra ireo vahoaka ireo nefa tsy tokony hanakana ny fahadiovana.Tena ny mentalité an’ilay gasy mihintsy no tokony hivaotra,ao izany manary fako dia hatsipitsipy etsy sy eroa,ao ny sasany mangeringery foana erakin’ny elakelatrano,tena tsy tonga ao anatiny lohany mihintsy fa izy iany no mitondra aretina sy microbe amin’izany halotona ataony izany,ka na hamerina injato ambiarivo aza enao hilaza aminy hoe aoka tsy hanary ordure sy hanao maloto eto hianareo,dia henoy izany ry hazondamosina fa izay tiany atao iany no ataony,rehefa voa mafy hoatrany izao angamba izy ireo vao ho tonga saina.
Tokony hatomboka dieny mbola kely any am-pianarana ny fampianarana ny zaza Malagasy hanaja ny fahadiovana, tsy hanao maloto etsy sy eroa, handrorarora tsy misy fieritreretana na kely aza eny amin’ny lalana.
Toa natao ho an’ny mpanankarena ihany angamba ny fahadiovana. Afaka mivoatra ny toe-tsaina raha mba nanana ny ampy sy ny hoenti-manana. Fa satria na ny trano honenana aza dia efa toy ny fisoko ary indraindray aza dia tsy misy fa manangana trano lay na matory eo akaikin’ny dabam-pako, tsy ferana ny eny ambony hazo, efa mifampizara hanina amin’ny alika. Hahagaga ve raha mihanaka ny fahalotoana sy ny valan’aretina aterany ?
Tsy amin’izao fitondrana izao nefa no isian’ny fivoaran’ny toe-tsaina. Izy ireo sahirana manangona ny volabe hitsinjovany ny ampitsony, ny vahoaka sahirana mitady izay hohanina androany.
A lire aussi
- Panorama de la semaine : les fêtes de fin d’année approchent mais le coeur n’y est pas
- Concours de beauté pour les « bas quartiers »
- Que fabrique la JIRAMA ?
- Antananarivo : pour la fierté des merina ?
- L’Hôtel de Ville de Tana sera prêt pour 26 juin
- CUF : Les malheurs de Pety
- Les brèves du Mercredi 09 Décembre 2009
- Amélioration de la circulation : la CUA prend des mesures


