Brève

07 Fevrier 2012 : ils avaient projeté de marcher sur Ambotsirohitra

Publié le Jeudi 9 février 2012 à 8:58

Ils ? Les étudiants d’Ankatso et de Vontovorona.

Et pourquoi se sont-ils dégonflé?

Commentaires

4 commentaires sur 07 Fevrier 2012 : ils avaient projeté de marcher sur Ambotsirohitra

  1. Charlie le jeu, 9th fév 2012 09:07
  2. Ho an’izay handeha indray ho eny Ambohitsirohitra, na hoan’ireo izay hanao opération Kaôtik, raha mila môly mora sy basy mora ianareo dia misy mivarotra an’izany ambondagadiny ao Andranomanelatra Antsirabe ao.
    « Attention! offre valable uniquement dans la limite des stocks disponibles »

    [Répondre]

  3. Claude () le jeu, 9th fév 2012 11:57
  4. Charlie>Fa angaha tsy efa lasan’ny Dst daholo ????

    Sa ny sôvaly no alefa anaty camions hirongatra eny Ambohitsirohitra (hamangy ny mpiray razana aminy an) ???? hahaha

    [Répondre]

  5. rivokely () le jeu, 9th fév 2012 14:30
  6. Dia minomino foana tokoa itony Charlie itony! Tadidio ny fafilainga nataon’ny Dst tamin’ilay sarintsari-mboamba teny Masay! I Mamy Rakotoarivelo hono no atidoha! Ny fotoana dia milaza mazava tsara fa lainga sy fitaka ireny. Sahala amin’izany koa ity resaka rongony sy basy ity!
    Mba misaina fa olona lehibe ry ra-charlie a! Sa dia loham-poza tsy manana fitaovana isainana angaha!

    [Répondre]

  7. Gaga () le jeu, 9th fév 2012 14:57
  8. ny tena mampihomehy @ty Charlie ity dia rongony mifono anaty taratasy 2 ireny sa 3 ve letsy no ilazan’lah fa manao trafic rongony i Tojo.Olona zanaka multi-miliardaire ve letsy dia hanao affaire Ems maimbo tay kely otran’reny.Farafaharatsiny elah mba nahita ohatra hoe rongony 20 gony tao dia mba nety nino ny olona,fa ilay izy hita mihitsy hoe stock tao @ polisy tao ireny dia mody nentina tany mba hiampagana olona. any @ Bemaizina ao Isotry letsy no mitady an’zany mpivarotra rongony zany fa ao ny tena fiveloman’ny Foza a!

    [Répondre]





Pour que vos commentaires apparaissent rapidement, ne changez pas de pseudo ou d'ip et merci de rester courtois(e) dans vos commentaires. Les commentaires en majuscule et comportant des grossièretés ne seront pas diffusés.

IMPORTANT! Pour valider votre envoi, merci de répondre à la question suivante

Combien font 9 + 11 ?
Please leave these two fields as-is:

.