Brève

Affaire 07 Fevrier 2009 : qui sont les véritables coupables ?

Publié le Mardi 7 février 2012 à 8:46

Ceux qui ont tiré pour protéger une zone rouge ou bien ceux qui ont sciemment envoyé le vahoaka sur une zone rouge pour se faire dessus ?

Commentaires

7 commentaires sur Affaire 07 Fevrier 2009 : qui sont les véritables coupables ?

  1. mpihomehy le mar, 7th fév 2012 08:51
  2. on est tous coupables!

    [Répondre]

  3. admin () le mar, 7th fév 2012 09:07
  4. Juste pour info, il n’y a pas que des produits indiens sur le marché.

    Il y a du malaisien, du sud africain, de l’égyptien, du polonais, etc.

    Mais effectivement, on connait très bien la nationalité de ceux qui s’enrichissent grassement en important ces produits.

    Produits assez souvent de mauvaise qualité il faut bien l’avouer. Voire meme dangereux (date péremption, etc.)

    [Répondre]

  5. andraiantsitohaina () le mar, 7th fév 2012 09:11
  6. ataoko fa olon-dehibe manantsaina avokoa ny oul reetr ary angamba tsy nisy fanerena nandeha teny ambotsirohitra t@ io andro io,raha tsy hoe voaterin’ny vola angamba no nandehanana teny,ka amiko tsy misy coupable satria ny miaramila t@ io andro io nandray ny andraikiny,normal raha nitifitr izy ireo satria ianao midtra ao anaty zone rouge,n’aiza n’aiza erantany rehefa midtr ao anaty zone rouge de iharan’izany fa adalan’izay niditra tao,tsy manao tsinotsinona ireo namana lasakorazana aho akour fa ny zava-misy no lazaiko.samy tomponandraikitra ny tsirairay eo @ fiainany ,tokony samy itandrina koa fa tsy faly hanome tsiny ny hafa fotsny,anisan’ny oul teny aho t@io andro io ,ary anisan’ny niteny ireo olona mba ts iditra any @ zone rouge nefa de tsy noraraina ka noho izany tsy manome tsiny na iza na iza aho,personne n’est alors coupabe,puisqu’on est tous responsable!!!!!

    [Répondre]

  7. boana () le mar, 7th fév 2012 10:01
  8. Ny olona naniraka no meloka satria faritra mena .Sady amin’izay olona ndeha handroba .Noheveriny fa magro angaha teny .Izany tokoa le hoe matimaty foana toy ny valala samborim-boka.Izao ry zalahy matavy ami’ny halatra fa ireo fouza sisam-paty mba aiza ?? Akory izay ..Tohano eo ihany ny anareo

    [Répondre]

  9. mdrmheritier () le mar, 7th fév 2012 11:22
  10. Marina ny anao Andriantsitohaina fa mbola marina kokoa ny an’i Boana. Ny maha tompon’andraikitra voalohany an’Atoa Andry Rajoelina no mbola mampifikitra azy amin’io fitondrana io satria fantany tsara fa raha vao miala eo izy dia ny fonja ihany koa no miandry azy araka ny article 82 et suivant du code pénal Malagasy

    [Répondre]

  11. The Man le mar, 7th fév 2012 11:37
  12. Tsy iadian-kevitra ny maha tompon’ andraikitra an’ ilay DonJona!  » Ho alaintsika ve ny lapantsika androany? » dia ry marivo salosana koa namaly hoe « Ieeeeee!!!! »

    Niaraha nahafantatra ny didim-pitsarana nivoaka na dia naniry mafy aza ny fitondrana t@ izany ny hanokafana fanadihadiana iraisam-pirenena mikasika iny voina iny! Nony nivaoka ny fanambarana nataon’ i Cmdt Charles vao niha nazava ny antony tsy nirosoan-dry FATn’ aliaka t@ io fanadihadiana iraisam-pirenena io.

    Nisy faty olona sy nisy naratra noho ny fipoahana basy fa kosa iza no nitifitra sy nampitifitra? Feno ve ny fanadihadiana nataon ny zokiolon’ ny mpitsara mpanao famotorana ary tsy nitanila?

    [Répondre]

  13. rabe () le mar, 7th fév 2012 17:13
  14. raha ny vahoaka, na ny mpandefa azy teny no diso, dia diso avokoa ireo nandefa ny olona teny Iavoloha tam 10août, satria zone rouge koa io palais io tamin’izany.

    nefa dia zah miteny fa izay nitifitra foana no diso, indrindra fa tsy nisy sommation

    Amin’izao mantsy dia mody avadika hoe nisy mercenaire teny e, zao e, fa tam 2009 tadidiko tsara fa io zone rouge io foana no naverimberina, hoe diso izy niditra zone rouge, fa tsy nisy niteny mihitsy hoe tsy izahay no nitifitra. Zahay dia manana namana maty teny ary teny an-toerana ihany koa, nahita tsara fa olona avy amin’ny palais no nitifitra, fa tsy miaramila tety ivelany mihitsy

    [Répondre]





Pour que vos commentaires apparaissent rapidement, ne changez pas de pseudo ou d'ip et merci de rester courtois(e) dans vos commentaires. Les commentaires en majuscule et comportant des grossièretés ne seront pas diffusés.

IMPORTANT! Pour valider votre envoi, merci de répondre à la question suivante

Combien font 3 + 2 ?
Please leave these two fields as-is:

.