Ambanidia : les braqueurs tuent maintenant

Vers 22:00 un homme a été tué dans la rue, après s’être fait braqué par des malfaiteurs.

Il n’y a plus à discuter d’être pour ou contre la peine de mort.

Il faut simplement éradiquer cette racaille de la surface de Babakoto Land, point. Et définitivement car ça récidive à tous les coups.

Une bonne vindicte populaire et on en parle plus, au suivant.

© TANANEWS.COM - Tous droits réservés - Reproduction interdite sans autorisation préalable - Tout contrevenant s'expose à des poursuites judiciaires

D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 24 réactions

hum dit :

Paix à son âme

Fa inn kou nefa no atao eny @ araba @ zany ora zany @ zao tany efa tsy milamina zao e

Ralay_2007 dit :

@hum, Izahay izao amin’izany lera izany vao avy miasa a, ary mitovy kartie amiko io voalaza iio dia efa mihorohoro izany isak’alina mirava miasa

rafangy dit :

@Ralay_2007, fa aiza ingahy Florens amin’izany sa tsy tarigetran’ny zp intsony ny hoe miaro ny ain’ny olona sy ny fananany? mety ho efa niova hoe miaro ny hvm sy ny forongony izany

Ralay_2007 dit :

@rafangy, Polisy manotra kafe no feno eran’ny lalana amin’izany fa ilay voalazanao io sy ny namany efa mierotra any antranony any

Lemaizina dit :

@hum, ka izy tsy manana 4×4 V8 vitres fumées otran’ny sasany mitety Bars huppés é!

Outrage dit :

@hum, mety misy tsy salama ohatra de hande hividy fanafody.

Harivony dit :

Tay be. Il m’arrive souvent de rentrer bien plus tard..

kalita dit :

@Harivony, moi, le soir commence à minuit. je vais m’acheter un flingue de gros calibre.

Harivony dit :

@kalita,

D’efa miara-mody aminjy a zany koa

admin dit :

@Harivony, itako ianareo roa omaly alina

Harivony dit :

@admin,

Jaloux?

admin dit :

@Harivony, ça dépend du sexe de kalita 🙂

mclient dit :

@kalita, j’éviterai les gros calibres et prendrai quelque chose de précis pour éviter les dommages collatéraux.

mangableu dit :

Ambanidia fa nalaza hatramizay amin’ny resaka jiolahim-bonto. Lalana falehako isan’andro iny taloha isaky ny andeha hianatra.Raha vao taratara dia aleo tsy miditra ao an tsena fa manaraka arabe ihany.

rafangy dit :

@mangableu, tsy azoko tsara: avy any Mandroseza na Analakely ianao dia mandalo Ambanidia, dia misy manivakaiznay eo antsena mivoaka tay amin’ny ekar? satria izaho koa taloha mpandehandeha tany fa dia arabe hatrany no mahazatra ahy, ilay avy eo amin’ny tsena mivoaka aty amin’ny ftm aza tsy mbola nandehanako irery sy matetika izany andro atoandro!
fa hatrizay tokoa aloha iny faritra iny dia malaza ratsy foana e, Isotry no fetra, asa tadidinareo nisy ilay zalahy iray voatifitra tao akaikin’ny cité ny province iny?

mangableu dit :

@rafangy, Mivoaka @ekar ny iray fa misy lalan-kely izay koa avy eo @fjkm dia mivoaka après ny epp ambanidia.Mandeha tongotra no resahana eto fa tsy mandeha bike an!hihihi. Raha te hoany ankatso mandeha tongotra koa dia afaka midina direct eo @le coiffeur akaikin’ny pharmacie eo.

rafangy dit :

@mangableu, azoko ilay izy, fa misy toerana tokoa tsy mba handehanako tongotra irery tsy miaraka amin’ny tompotany izany, ary anisany io Ambanidia io, dia teny Ambaniala Itaosy koa taloha

kalita dit :

@rafangy, mba rasao moa ny teny hoe ambanidia, ambaniala.

rafangy dit :

@kalita, ambany ny dia, amabny ny ala, izanyhoe eo ambanin’ny dia sy ny ala? Ambanidia , heveriko fa vokatry ny faha mpanjaka hoe avy any no miakatra makao androva, fa ny Ambaniala no tsy azoko ny nahatonga azy

mangableu dit :

@rafangy, T@izaho mbola lycéen tao @rabearivelo analakely dia ny passe-temps-ko sy ny sipako taloha izay dia manao tourisme any an’elakelan-trano. Ary tena gaga izahay roa fa tena misy toerana tena tsara be kay any anatinatiny any na dia couloir aza. Ao ny tranon’ny ntaolo mbola mijoro tsara, ny hazo, ny villa,…Du coté faravohitra, haute ville, analamahitsy sy ambatobe iny no nanaovanay izany tourisme urbain izany.

rafangy dit :

@mangableu, nisy nitovizana ihany fa ny anay indray, samy mpinamana lahy daholo, dia iny Andohalo, Antaninarenina, Ambondrona sy Faravohitra iny no tena falehanay! fa tamin’izany koa anie mbola tsy nisy mpifoka rongony teny anelakelantrano sady tsy misy mpijorojoro izany!
dimy taona lasa izay dia narikoditra mihitsy aho naheno hoe nisy mpianatra mianadahy 12 sy 14 taona nandeha nianatra atoandro dia naolana sady nendahandry tsy vanona teo amin’ilay tohatra avy aty amin’ny lycee aceem mivoaka tay Faravohitra iny! vokatry ny tolona daholo izany sy izao

mangableu dit :

@rafangy, Tena efa tsy milamina ny tanana izany an!Ny azo atao sisa dia manavotra izay havotrable ary manabe tsara ny taranaka hafara.

rafangy dit :

@mangableu, misaotra e! aty ianareo milamin atsara na antongotra na bisikileta na fiara: tsy misy sakatsakana toy ny fitohanana izany sady tsara be ny lalana rehetra!

mangableu dit :

@rafangy, Enga anie aharitra fotsiny.

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci