Brève
Code électoral : bisbilles entre le CST et le CT
Le premier souhaiterait que les electeurs apposent leurs empreintes digitales sur le bulletin de vote, le second s’y oppose.
Commentaires
2 commentaires sur Code électoral : bisbilles entre le CST et le CT
- mpihomehy le
mer, 22nd fév 2012 08:20
- I_MATORIANDRO () le
mer, 22nd fév 2012 08:37
Des empreintes digitales? Il est évident que sa majesté n’a meme pas passé le baccalauréat de l’enseignement secondaire
[Répondre]
Tena mampihomehy marina ry akama. Aza gaga raha hisy korontana aorian’ny fifidianana raha izany peta-tondro izany no atao. Miala @ kara-pokontany dia miditra @ peta-tondro indray. Ka izany tsy manao ankolaka ny olona hoe aza misy mianatra intsony fa izahay no hanao peta-tondro hisolo anareo. Manao kitoatoa mihitsy ireto mafia politika ireto an! Ka nmanao sonia aza ianao mbola hitan’ny sasany ihany ny hangalaram-bato ka maika fa hoe peta-tondro. Miomana fa efa misy taratasy voaisy peta-tondro be dia be indray zany izao any. Miala @ fizarana bileta any an-tranon’olona dia miditra @ famenoana peta-tondro.
Aza Mampiteniteny foana eo ianareo ry zalahy a.
Republic V izao no homaninay fa tsy izany fifidianana poak’aty izany.
Efa maty ankarananay ny republic Iv.
Efa maty ankaranany ny tondrozotra.
Zavatra hafa mihitsy no atsangana.
Mbay lalana O!
Mbay lalana O!
Mbay lalana ry mpandrava fananana a!
[Répondre]







