Après une comparution devant le BIANCO pour une affaire d’enrichissement illicite et de détournement de derniers publics, Athanase Tongavelo, ancien ministre de l’Enseignement supérieur relaxé purement et simplement.
Enrichissement illicite : Athanase Tongavelo est relaxé
D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 11 réactions
Laisser un commentaire
Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci

Satria efa tsy mandeha amin’ny laoniny intsony ny fampianarana, ka aleo havotsotra izay havotsotra sao mba hanan’ny mpampianatra sy ny vahoaka famindrampo ny tetezamita; Sanatria!!!!!!!
[Répondre]
Miala tsiny aho manitsy fa aorian’ny fitsarana vao azo ampiasaina io terme hoe « relaxé purement et simplement » io. Raha mbola mandritra ny famotorana na fakana am-bavany dia ny terme « garde à vue » no mety ampiasaina. Misaotra admin
[Répondre]
Rajao a répondu :
juin 19th, 2012 à 17:47
@mdrmheritier,
Io koa no mahagaga ahy ny BIANCO angaha moa tsy manao enquête fotsiny dia alefany any @ tribunal ny valiny dia io farany no momoka didy sy mamotsotra raha toa ka
[Répondre]
Mais c’est dans le cadre de la loi d’amnistie nouvellement adoptée voyons ! Il s’agit d’un détenu politique accusé injustement de s’être enrichi illicitement par des gens jaloux.
[Répondre]
jr31 a répondu :
juin 19th, 2012 à 20:47
@Verohanitra,
non, tu n’y es pas du tout! il a payé un écolage un peu plus conséquent que d’habitude, et tout s’est arrangé! il s’agit juste de pognon sale qui a changé de main! azo t@ makarakata dia mivoaka @ kilodoka!
[Répondre]
Verohanitra a répondu :
juin 20th, 2012 à 14:18
@jr31, quand feras-tu la différence entre l’ironie et la naïveté ?
[Répondre]
Mahery ny avocat niaro azy e!
[Répondre]
kanefa anie ilay volan’ny Bacc dia nanjavona ankitiny e!!
[Répondre]
Angaha nasaina nandoa écolage koa ingahy ministra?
Eisy, fantany tsara ohatra ny ao am-paosiny izany fandoavana ecolage izany… ministry ny fampianarana ambony ange io e!
[Répondre]
Olona tsy nanao afa-tsy ny famotehana ny fampianarana io Athanase Tontakely io!
Saingy Foza dia avotsotra !
Tokony tadidiana ireny zavatra ireny ary pongarina atsy ho atsy
[Répondre]
ra mba misy mahita koa moa ny harem-ben’i camille vital ao toliara ao mbola hatsikafona koa ireny amin’ny fotoana ilana azy
[Répondre]