Les petites annonces gratuites sur TNN

Postez gratuitement votre petite annonce sur tananews
http://annonces.tananews.com
Andilana Beach Ressort Offre couple

Enseignement supérieur : clôture de l’année universitaire 2011


Alors que la situation n’est pas prête d’évoluer au sein des universités, le ministère de l’Enseignement supérieur a décidé de clôturer l’année universitaire 2011 pour ouvrir ce jour l’année universitaire 2012. Le conseil des présidents d’universités devrait trancher ce jour sur le budget de fonctionnement pour cette nouvelle année.

© TANANEWS.COM - Tous droits réservés - Reproduction interdite sans autorisation préalable - Tout contrevenant s'expose à des poursuites judiciaires

D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 7 réactions

Rajao dit :

Fa misaina @ inona ireto olona ireto e:
-Ny faculté sasany tsy mbola nahavita ny cours ‘izany hoe tsy tsy nisy ny examen na première na deuxième session 2011 dia ho faranana ny taompianarana »
– Ahoana izany ny situation ‘ireo ankizy ireo? Tahakany hoe annéee blanche anie izany ny taom-pianarana 2011 satria tsy nisy ny évaluation (examen) hafahana manondrotra kilasy ireo ankizy ireo dia manjary redoublant d’office izy rehetra
– Raha izay no tediavin’ny Ministre atao dia bonjour les dégats satria izao
¤ Mi-double daholo ireo première année rehetra fa manomboka androany ny taona vaovao
¤ Ho aiza ireo bachelier t@ 2001 tsy hisy toerana ho azy??
¤ Ho avy koa ny bachelier 2012 dia ho aiza ihany koa???

[Répondre]

misaina dit :

adalàn’izay te hitokona io fa ny fiainam-pirenena mandeha ihany e. ny taona manakaraka ary efa hifarana indray irty koa. aza mba manaiky taritaritin’ny mpanao politika higrevy zany oa fa ny mpampianatra mpikaroka vola anie ka mandray ny karamany foana na mampianatra na tsia e, fa isika mpianatra no kely saina matetika sy ataon’ny mpanao politika fitaovana dia iny koa fa mainka higrévy. Zao aiza? ny azy ny zanany mianatra any Paris 8, na any Montpellierr na any Nantes sy Paris 13 ny ankamaroany.

[Répondre]

BARI dit :

Zany no atao hoe fanovana e, izay no tadiavana teny @ 13 mai ka. Samy mizaka izay anjara tandrify azy, ny mampalahelo dia ny tsy nanao no victime; Ny pro Hat moa zany d’efa tant pour eux e.

[Répondre]

misaina dit :

Ka ny olana dia tsy ankifidy io eo pro Hat ve sa tsia ireto o;lona ireto fa dia samy victime fotsiny aloha. sady tsy tokony hisy idiran’ny politika koa ny fianarana e,

[Répondre]

Naivokely dit :

Ny faculés sasany aza mbola tsy nahavita ny 1ère session akory.
Ny sasany, ny résultats 1ère session mbola tsy navoaka: izany hoe mbola tsy nahavita ny exam 2è session mihitsy.
Dia ho hita eo ny tohiny.

[Répondre]

cruff dit :

nareo ao malemy nareo koa ts anao action ao fo nareo,hiareta ao fo, ts nanao karah io no nanrdava ny Dj io fitondrana io, ny carburant ar ts sah ampiakatra az fa vava b fotsiny hampiakatra carburant ts mila mankeny @ 13mai mampiakatra zany , ts mis ilana az ny tana raintetaka, sarimbavy

[Répondre]

foza dit :

Mpitondra foza tsy nandalo ambaratonga ambony no mitondra ka aza gaga… Zara raha mahay mifitra

[Répondre]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>

Current day month ye@r *

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci