marina ny an’ny canal+; aiza kosa dia tsy tahotra tsy henatra ny TVM mangalatra, nefa nilaza izao ny tao fa namoaka vola am-paosy ingahy Rajoelina nividianana ny lala Euros hahafahan’ny malagasy manaraka azy; ka omena halatra sy vokisana halatra ny mpankafy lalao baolina kitra. tena mampalahelo isika marina; efa afa-baraka mantsy tamin’io lalao nambaranao io. taiza koa no nisy lalao ka tsy hita ny fiatombohany amin’ny hiram-perenen’ny mpilalao hiakatra eo; taiza koa no nisy io fanakonana goavam-be io hapetraka amin’ny chaine ny olona hakana ny lalao izay; taiza koa ny TVM no nanao commentaire amin’ny teny malagasy izany hatramin’izay raha Tv fa tsy ao amin’ny RNM ihany; taiza koa ny lalao 03min milalao ny mpilalao vao alefa ny sary. loza e! voky halatra ny malagasy, efa tsy vita ny BDR sy ny volamena…fa hatramin’ny baolina kitra avy…zay tokoa angamba ilay fanovana ko…MDR! mon pauvre mal…gache
un Euro
[Répondre]
La prochaine fois c’est lui même qui sera suspendu