FFKM : travaux préparatifs à la médiation


Selon le secrétaire général du FFKM, ce groupement religieux s’attèle actuellement aux travaux préparatifs de la médiation qu’il va mener.

D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 4 réactions

rainilezo dit :

Ny mampalahelo indrindra dia ireo namono olona, nampamono olona tamin’ny janvier 2009 sy février 2009, ireo mpanao affaire bois de rose, ireo mpanodikondimbolampanjakana,ireo mpanongam-panajakana, ireo politiciens goaika antitra , ireo corrompus tahaka ireo miaramila tao amin’ny directoire militaire izay nanome fahefana an’_i Donjons noho ny volalbe avy amin’ny karana, chataignier indray no tsy mamela heloka an-dRa8.Ary irreo koa no mpilaza an-dRa8 hoe « pas d’impunité ».
Ka ataovinareo FFKM izay mety mba handresen-dahatra an’ireo MPANOTA BE ireo mba hifamela e.

[Répondre]

jeune a répondu :

J'aime(0)

@rainilezo,
Marina loatra ny voalazanao, dia i Odon koa tokony hanao fifonana ampahibemaso t@ hafaliana tsy omby tratra teo aminy t@ nanaovan’ireo malaso ny pasteur Rasendrahasina teny @ episcopat antanimena iny,
Fa tena hanjakan’ny maizina isika @ izao, ireo jiolahy ireo indray izao no avo vava, fa misy farany izao kah! efa tena tsy miteny intsony ny moana fa efa mikiakiaka mihitsy

[Répondre]

zo dit :

Marina ny anareo ry rainilezo sy ry jeune.

Ny marina indray eto amintsika no mandady rariny amin’ny mpandainga sy ny mpangalatra sy ny mpamono olona.

[Répondre]

Verohanitra dit :

Ne parlons pas de médiation si l’évêque de satan fait toujours partie du FFKM.

[Répondre]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci