Free FM : Andry Rajoelina serait en train de construire a l’île Maurice


Andry Rajoelina a raison : pour vivre heureux vivons caché. Une petite villa a l’île Maurice, ni vu ni connu.

Sauf par Lalatiana et Fidele ?

D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 14 réactions

fiondranana dit :

Niray petsapetsa taloha dia nifamadika velirano tampoka ehhh! Tokony hifona i la-Fi satria isan’ny nanao izay nahatonga an’i Lapin ho nitondra… Mpanao tolona tsy ara-drafitra sy fa hoany fa hoany…ry La-Fi….Izany izao anefa ny mbola fahadisoana vita sy ataon-dradjoel eto amin’ny Tantarann’ny Nosy Tanindrazantsika..! Koa noho izany: « Mifonà raha sahy! », ry Lalatiana sy Fidèle âhhh!

[Répondre]

Kolonely dit :

LaFi anie ka tsy mbola tena very mandeha hatreto e!

Ny voalazany dia 95% manakaiky ny marina, izany hoe 80% eo marina, raha ny tantara ny ao an-dàpa no resahina. Misy hatrany manko ny vavao mibirioka avy ao ka eny imolotr’i LaFi vao mijanona.

Ireny fivezivezena miafina ireny koa ve tsy midika hoe tany ho any ny PT. JET tsy privé ny azy iny ka izay tiany haleha tongany daholo.

Raha izay Maurice tsy misy ora iray izany dia hitany, La Réunion, ohatra ny nialany tao an-trano Ambatobe-Ambohitsorohitra izany.

Eo isika vao miresaka na marina 95% sa 80% ny voalazan’i LaFi.

[Répondre]

Blazzz dit :

Ny SOCOLAIT koa toa efa novidin’ny PHAT, araka ny loharanom-baovao heno

[Répondre]

rij dit :

Ile Maurice future terre d’exil de Rajoelina ???

[Répondre]

jack-no a répondu :

@rij, je déconseille fortement à rajoelina de compter sur Maurice pour se faire une retraite dorée sur les sables de cette île.

En effet, il y a des traités de coopérations qui ont été validés par Madagascar et Maurice, notamment :

- Charte Africaine des Droits de l’homme et des Peuples, 1981
- Convention de l’UA sur la prévention et la lutte contre la corruption, 2003
et de biens d’autres,

Si j’ai un conseil à lui donner, il lui reste la Corée du Nord ou un pays arabe, et encore ! Le lapin est en train de mijoter dans son chaudron et sera bientôt prêt à être servi.

jacques

[Répondre]

gorgone a répondu :

@jack-no, mais non ! il lui restera la france …..dans tous les cas de figure, personne ne pourra empêcher lapinou de rentrer chez « lui »
Là est tout le problème de la double nationalité pour les hommes politiques malgaches.

[Répondre]

Soso dit :

Lalatiana, Fidèle>> Prouvez vos propos comme un journaliste digne de ce nom

[Répondre]

mijoro dit :

La-Fi , vavan’ny mpiady an-tsena . miafina ao ambadiky ny hoe mpanao gazety ,nefa mpanao politika, raha ohatra azy ny olona rehetra dia hifandrigo-bolo eny an-tsena ny Malagasy, Sotrobe lavatango no tena izy fa tsy hoe manao journalisme d’investigation zany. Mitatitra ny gazety sns atao resabe avy eo.
Efa betsaka ny fiaikena nataon’ireo olona roa ireo raha mihaino azy fa nandray anjara betsaka t@ fanonganam-panjakana ry zareo ohatran hoe izy ireo no nanao ny travail de coulisse nandresena lahatra ny miaramila hivadika t@ pdt Ravalomanana. asa re raha mba misy manana tahirin’ireny fandaharany tao @ viva ireny fa dia porofo tsy azo lavina. Ireo no mitady hampianatra eto Madagasikara fa izay midina andalam-be no atao hoe vahoaka. milaza indray fa ny fifidianana no vahaolana @ krizy , fa tsy tsaroany angaha fa ny nanesorany tamin-kery ny olona voafidim-bahoaka sy nanitsakitsahana ny lalam-panorenana no fototr’izao krizy izao. Henatra no tsy ieken’ireo e. na efa diso aza dia miezaka ho manamarin-tena. Ary mitady hilaza fa ny feon’izy mianadahy no feon’ny Malagasy ka rehefa tsy ekeny ny hiverenan-dr8 dia izay no lazain’ny fa hevitry ny Malagasy. Mba tiako lahy hihaona amin’ireo dia hampahatsiahiviko azy izay nolazainy na ampahany kely aza satria toa kabary tsy valiana le ataon-dry zareo.

[Répondre]

inconnu dit :

tsy atao mahagaga izany!!! tany no niondrana ny bois de rosen ny malagasy ,tokony
NOTAM tsy hafahany mandositra indray izany atao,aiza kosa dia ho hafabela daholo
ity nanao ratsy t@ firenena ity é

[Répondre]

Matsilo dit :

Ary ahoana hono no hahafahany manorina trano any kanefa izy milaza fa tsy nandray karama mihitsy hatramin’ny ny naha-be’ny tanàna azy ka hatramin’izao izy lasa FATy izao?
Hay tokoa moa nisy ny bois de rose!!! Nangina moa iny resak’iny izao satria fantatra fa izy mianakavy, indrindra fa ny anabaviny, no tena « nisahana » ny anjaran-dranadahy!!!Kobaka isasahana ary fitsinjovana ny ao aoriana ny an-dry zareo.

[Répondre]

fiondranana a répondu :

@Matsilo, Mbola hiverina ny tantara ka ho may ny tv-radion-dry zareo, sy ireny orin’asa miray tendro aminy…Tsy hahaloa hetra ny orinasa ronono vao novidiany izany..Hijanona ny fahitalavitra naoriny ary hitsoaka any ivelany ny bitro-voalavo hat mianakavy….!

[Répondre]

bobos dit :

Le plus vite que son maison est fini à Maurice,c’est bien pour les Malgache,comme ça il est partis,avent de passé à la banque nationale,demand à Ratsiraka Didier,il sait comment il faut fére.
Monsieur Ravalomanana revien vite pas ce que on à besoin de vous.Ici c’est le chaos total.C’est de jamais vu,on peux méme plus sortir de notre maison.Madagascar c’est de venu un prison,démocratie bla bla.tout le monde vuex savoir qui à fait ça,surement pas rajoelina pas ce que il est pas asser intelegent.

[Répondre]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci