Les petites annonces gratuites sur TNN

Postez gratuitement votre petite annonce sur tananews
http://annonces.tananews.com
Andilana Beach

Haja Resampa : détournement de deniers publics à la Présidence de la Transition


Haja Resampa dans l’oeil du cyclone ?

L’Inspection générale de l’État mène actuellement une enquête sur une affaire de détournement de deniers publics à la Présidence la Transition. Haja André Resampa figure parmi les premiers suspects dans cette affaire.

© TANANEWS.COM - Tous droits réservés - Reproduction interdite sans autorisation préalable - Tout contrevenant s'expose à des poursuites judiciaires

D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 20 réactions

fiondranana dit :

Tsy pisodia izahay mandrampahafationay ireny lambo niaka-dapa eh!!!! Tsy voaafim-bozaka intsony ny trongin-tany ataony…Fa ampangain’ny tainy eny rehetra eny..!

[Répondre]

antsirabempitolona a répondu :

@fiondranana, pdesm reny de reny ihany no mbola mitady hanjaka eto

[Répondre]

Milamina dit :

Tsy mahagaga izany, fitondrana vaofidim-bahoaka aza norobaina ka vao maika tantely afa-drakotra…. Efa fantatra toetra avokoa ireo olona notendrena tao amin’ny FAT sy FOZAT dia izao no vokany…

[Répondre]

bozikely dit :

Voatsoka eo koa io, mitovy @ nanaovana an’i Charlie ihany rehefa manelingelina ny fihinanana.
Association de malfaiteurs tsy maintsy izay no hiafarany rehefa samy te-hihinambe sy tsy te-hizara…

[Répondre]

steph dit :

@admin
Détournement de deniers publics ou des derniers deniers publics ??

[Répondre]

The Man dit :

L heure de Haja Resampa, le juriste sortant de nul part semble sonner à son tour! Un futur foza défroqué en perspéctive!

[Répondre]

Depuis dit :

C’est lui qui a demandé avec Ylias 4 millions de dollars à SRDI SA

[Répondre]

loso a répondu :

@Depuis,

Y a bon JIRAMA .

[Répondre]

fiondranana a répondu :

@loso, Inona no fanatatr’io amin’izay angovo elektrike sy rano fisotro afa-tsy hoe jiro no mampandeha ny platine hampandihizan’ny dj sy whisky sy rongony no ho hanin’ny olona hampandihizin-dry zalahy amin’izany ary filalaovana tovovavy kely ampiarahina amin’ny vazaha ampanaovina tee-shirt mouillé? Mba hanao streptease????

[Répondre]

RAVOANANANA dit :

:)

[Répondre]

manala azy dit :

Si son nom est cité,c’est sûr qu’il suivra le pas de charly et charlot,l.Nakany nakany quoi! . Qu’ils aillent tous au diable tous ces voleurs,à commencer par leur pt chef domelina.

[Répondre]

rakotoson a répondu :

@manala azy,

Doucement , le Bianco et autres services responsables doivent activer leurs investigations.

Haja Resampa n’ est pas bête . Dès que ça sent le moisi , il prend le premier avion -à destination du pays d sa femme – la France – où il va rejoindre son frère maitre danse sportive

On ne va tout de même pas le laisser filer avec le magot .Et cea dure depuis plus de trois ans !!!!

[Répondre]

benyaina dit :

Haja + Charly ==> Samy zanaka PSD ===> André Resampa + Nakany Pierre…

Haja + Charly + Sam B + Moustapha ????? Dans la même MARMITE …

[Répondre]

Mendel dit :

Dia tena vondraka matavy mihintsy anie ry lerony izany eeee! Ny mahagaga amin-dry zareo, rehefa hiteny/hikabary dia tsy miondrika mamaky fa dia tsy misy mahatadidy izay ho lazainy. Dia tena kely mihintsy angamba ny RAM an’itony ka

[Répondre]

Minasoa dit :

Mbo ho avy aminareo foza any lahy raha manahaky toy :

http://www.youtube.com/watch?v=6aPIpiZHVuQ

[Répondre]

rasendra dit :

Miangavy indrindra anareo inspecters d’état mba hanao tsara ny asanareo hatramin’ny farany. Aza asiana hena-maso. Aza asiana sentiment na risoriso.
Jereo ry William Nelson tao @FOP avelanreo handeha amin’izao fotsiny. Jereo ry Tongavelo Athanase sy ny namany tao @MINSUP , ry Razafimanazato tao @MEN, ry Hyppolite tao @MAE nanao factures fictives imbesaka ami-na milliara marobe nefa de jerenareo fotsiny. Tokony honnêtes ianareo !

[Répondre]

fenomanana a répondu :

@rasendra, I Andry Rajoelina sy Mialy ary Ravatomanga mamy aza hadino azafady ! Ary i monja roindefo koa, saika ireo fozalahy sy Fozavavy ireo mpangalatra volam-panjakana daholo.

aza avela fa tsaraoa dia gadrao

[Répondre]

rakotoson a répondu :

@admin

afakely mihitsy ny censure eto amin’ ny TNN . Na ianao aza dia afaka manao izay danin’ ny kibonao . Akory atao . Mazava izao ny amin’ in.

[Répondre]

admin a répondu :

@rakotoson, pourquoi, vous ne faites pas ce que vous voulez chez vous?

C’est dommage ça.

[Répondre]

Antifoza dit :

Ka sao dia toerana any am-ponja no mendrika ilay zalahy ity fa tsy toerana praiminisitra …

[Répondre]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>

Current day month ye@r *

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci