Indépendance Day : toujours pas d’invitation pour le régime


Pour la troisième année consécutive, le régime n’a pas été invité à l’Indépendance Day qui s’est tenue à Andranomena. SEM Eric Wong, chargé d’affaires de l’ambassade des États-Unis a été clair dans ses propos, son pays ne reconnait pas encore le régime actuel.

D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 18 réactions

benyaina dit :

Zà maka an’là an !!

[Répondre]

tsymila uSA dit :

Fa inn no itavandrana fety any @ Amerikana? Tsika aza vao avy nifety be iny teo. mbola malemilemin’ny menaka sady reraky ny fetimpirenentsika teo iny ko hitavandra fety any? Ngah tsyka mila fanampiana ihany koa na de hirevy aza? Aleo nendreo ho andreo ny fa tsika afaka mifety foana na de tsy misy andreo aza.

[Répondre]

usa dit :

tsy mila botony mpivarotra tanindrazana koa anie ny USA e!ary ny gasy koa tsy mila mpamadika sy mpivarotra tanindrazana andevokeliny mpanjanaka toa any tsy mila Usa ity!

[Répondre]

Rako dit :

Les US ne changent pas d’avis. c’est très bien.

[Répondre]

Verohanitra dit :

Happy Independence Day United States of America, a country that respects democracy, human rights and does not recognize a de facto arrangement.
We whole heartedly with you on this holiday and all the better if the coup leaders were not invited. You do not have to do.

[Répondre]

tsymila uSA dit :

Hita mints hoe tara ny TNN rehefa mampita vaovao. Efa vita omaly ny fety nefa androany ny TNN vao milaza hoe tsy mbola nahazo invitation ireo mpitondra fanjakana. Mazava be izao fa ny TNN dia maka vaovaon’olona fa tsy mitrandraka akory.
Verohanitra> Tsy misy antony tokony hiarahabana ny Amerikana @ fetimpireneny satria tsy mahafantatra ny fisian’ny gasy akory io fanjakana iray io na de miorina eto @ tanin’ny gasy aza ny masoivohony.
USA> Tohizako hoe USAnkadifotsy enao de mety mba ho koraz ihany. Ny hetra aloanao sy ny havanao ary ny ray amandreninao ihany no hanin’ireny lazainao ho mpivarotra tanindrazana. Fangah moa tsy Ravalo no tena mpivarotr tanindrzana (Afera Daewoo sy ny lalana nolaniana teny @ Antenimiera tany ho any @ 2004 na 2003 fa hoe AFAKA MIVIDY TANY ETO NY VAHINY?…) Mba mandiniha ihany ry akama ah!!Ny tokotaninao no halainy aminao rehefa miverina eto izy

[Répondre]

fiondranana a répondu :

@tsymila uSA, Vitan’ny malagasy ve aloha ny miasa ny taniny ry tsymila âh? 7%-n’ny tany azo volena no vitanao amin’ity angady sy sobika ka aiza ??? Tsy négationnisme no ilaina fa ny fahaizana mitady tombony ho an’ny malagasy amin’ny fianakalozana sy fifaneraserana ara-diplaomatika rehtra..Tsy misy koa reskaka adin-tsaranga amin’y fifandraisana iraisam-pirenena

[Répondre]

Verohanitra a répondu :

@tsymila uSA, inona no antony handraranao ahy tsy hiarahaba ny Amerikanina amin’ny fetim-pireneny raha niarahaba ny vahoaka malagasy ny Président Obama izay mahafantatra tsara mihitsy ny olana misy eto amin’ny firenena.
Tiako io firenena manaja ny demokrasia io ary nahasahy nifidy mainty ho filoham-pireneny na dia nisy aza ny fanavakavaham-bolo-koditra sy ny fanandevozana taloha. Ny ampondra ihany no tsy miverin-dalana na hivarina an-kady aza. Atao ahoana moa izy ary ampondra !

[Répondre]

tsymila uSA a répondu :

@Verohanitra, Demokrasia a la sauce americaine, democrasia a la sauce malagasy, samia masina antaniny eh!! izay no tsy nampandroso antsika satria naka reference any ivelany foana. Maninn raha mba ny tenantsika ihany no atao ligne de depart de miezaka hanarintena eh!! Manaja demokrasia @ resaka toy ny inona moa izany USA Ankafizinareo zany? Angamba fifidianana fotsiny irery ihany; Fa ny ankoatran’zay AOTRA-ZERO. Satria mbola mampihatra ny FANAMELOHANA HO FATY sy ny fampijaliana ireo voalaza fa meloka teo anoloan’ny fitsarana ireo olona tompoinareo ireo. Aleonay toy izao ihany.
Ny USAID anie ka tsy manome vola fotsiny amizao fa miaraka @ interet du gouvernement americain ao anatin’ireny eh. Ny PSI Madagascar izao efa manao concurrence an’ny dispensaire sy ny cabinet medical eto antoerana, nefa inn no nahatongavany teto voalohany? Nizara KAPOTY sy Sur’eau ary moustikera.
Eritrereto ihany ny ho avinao sy ny hovantanin’ny taranakao!!

[Répondre]

fiondranana a répondu :

@tsymila uSA, Fanamelohana ho faty, c’est la justice en général aux états bekintana…Tsy hoe diso foana 100% izay didy avoakan’ny fitsarana amerikana MAHALEOTENA amin’izany…Mahalasa saina ny autarcie tianao hiainana, ka négationniste be ianao ary tsy mba altermondialiste akory… Fa tena vonona hiverina hi-salaka ve aloha ianao ry tsymila âh? Tsy afaka hiarina samirery ny malagasy eto amin’ny tany Madagasikara…Tsy mbola misy ny fototra ipetrahan’ny tongony mba hiarina samirery…Be ny manampahaizana fa tsy hendry no tsy mitazona marina..Ny gasy moa marivo salosana sy kerisay raha teo! Mahery tsy maody ny mponina, tia manaonao foana eny rehetra eny amin’ny fiainany, mbola manadrankandrana toa ny zaza mena vava mitsapa afon-dabozia, reska filozofika be io!… »En relations internationales, on ne parle jamais de lutte de classe », disait Karl MARX noho izany tsy hisy hanome vola anao fotsiny eo fa tambiny tsy maintsy heverin’izay mihindrana toa ny any amin’ny banky ireny e!…Mila dia maka vola sy mandoa taux d’intéret ; moa tsy mila dia mijanona..!

[Répondre]

tsymila uSA a répondu :

@fiondranana, Maninona moa i Chine tafavoaka, i USA tafavoaka, i Sudafrica tafavoaka, sns sns sns: satria niaina t@ herin’ny tenany ireo firenena ireo fa tsy niankindoha t@ hafa. Nampiasa ny harena nisy teo ampelantanany ireo fanjakana ireo hanasoavana vahoaka sy namoronana asa ka niteraka voka-tsoa ho an’ny firenena. Tadidio fa ny fikan’ny banky dia ny hindramanao vola any aminy tsy ankijanona ka ho lasa miankindoha any aminy ianao. Toy izany koa ny USA, Lafrantsa, FMI, Banky mondialy,sns,sns. Dia ho andevon’ny olona mandrampahafatin’ny taranakao ny firenenao raha hiantehitra @ hafa foana ianao.
Ampiasao io hazondamosina io hanampy anao hijoro mahitsy fa tsy mitady fiankinana hafa.
Ilay fiteninareo mahazatra hoe MANANKARENA I MADAGASIKARA, mba avadiho tena realité iainan’ny malagasy rehetra, avadiho ho asa fa tsy avela fotsiny amzao ambony latabatra sy @ radio hoe manankarena.
Hoy i Pr Raoelina Andriambololona: »Ny vola dia tsy fototry ny fampandrosoana fa VOKATRY FAMPANDROSOANA, vokatry ny asantsika ihany no ho volantsika ». Ny ekipanareo tsy te-hisasatra sy hitsemboka nefa te hahazo vola, dia ho voageja eto foana isika @ty tanin’ny taranaka ity!!
Mba diniho kely moa
Citation nalaina tao @ « Probleme du developpement et physique nucleaire a Madagascar par Pr RAOELINA ANDRIAMBOLOLONA,
Discours lors de l’inauguration du Laboratoire de Physique Nucléaire et Appliquée le 11 Mars 1978″

[Répondre]

bobos dit :

merci,moi non plus,jamais je recconais c’est gens.

[Répondre]

ghasy dit :

C’est la faure à ra-charles qui a braqué son kalach sur la tête de L’ambassadeur des Usa à Antanimena

Les Ricains n’ont pas la memoire courte comme beaucoup d’entre nous et vous tous

[Répondre]

capricorne a répondu :

@ghasy,
et ne laisse JAMAIS les crimes impunis svp

[Répondre]

Mahatody Henri Jocelyn dit :

Ce n’est pas grave… c’est la réal politik

[Répondre]

The Man dit :

Et pourquoi ne pas leur rendre aussi la pareille: Fozaland ne reconnait pas non plus le régime de Obama:-) On est tous souverains non!

[Répondre]

capricorne a répondu :

@The Man,

ouais, atao ankivy ara- davanille ou mokonazy

ireo matière première fanondrana

[Répondre]

christellephilipini dit :

God Bless America!

[Répondre]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci