Les petites annonces gratuites sur TNN

Postez gratuitement votre petite annonce sur tananews
http://annonces.tananews.com
Andilana Noel

Invité du Zoma : Richard Ravalomanana face à Onitiana Realy

Onitiana Realy recevra demain vendredi 15 juin sur le plateau de la TV Plus, un invité de marque, en la personne du Général Richard Ravalomanana.

© TANANEWS.COM - Tous droits réservés - Reproduction interdite sans autorisation préalable - Tout contrevenant s'expose à des poursuites judiciaires

D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 16 réactions

kalaS dit :

c’est pas intéressant !!! hihaino lainga tsara lahatra …. sy fampandriana adrisa … na mijery ny tarehiny aza maharikoriko … tsy ilay mi intiver fa ilay invité !!!!!! lol

[Répondre]

I_MATORIANDRO dit :

Iza koa no hijery an’iny eo. Soa ihany fa misy baolina amin’io sady zoma mahafinaritra be ny aty aminay. I tokanono sy menabila dia azo antoka fa hijery azy satria tsy maintsy hamboraka tetik’ady ireto jeneraly ireto dia mba afaka miomana ireto dahalo fatin’alika ireto.

[Répondre]

ramanana dit :

Aleo mijery Euro 2012 ô !!!!

[Répondre]

itoss dit :

Ahoana ity Miaramila be resaka be ity … efa niera t@ sefony ve io … ary maninona ny sasany vao miteny indraim-bava dia miakatra fitsarana miaramila … sa ao @ miaramila (tafika,zandarmaria,polisy) koa misy tiatiako sy tsy tiatiako … ohatra ny taloha hoe tikotiko sy tsy tikotiko ? … :)

[Répondre]

tsidizo dit :

Questions pour Admin:
Si Mme Onitiana Realy accepte une sorte de contribution pour cette circonstance, je suis certain que les internautes de tananews sont disposes a formuler quelques questions de fonds et de formes sur divers sujets pour le general (mora) de l’EMMOREG-NAT!

Moi je commence:
1- Juridiquent parlant, les promotions de grades dans cette periode transition dont celle du General de Mr Richard RAVALOMANA ,sont caduques et nulles. Theoriquement la promotions en grade de general de Mr Richard n’a pas respecter ni les règles et ni remplis les conditions dites d’usages appliques , donc en etat actuel du Droit constitutionnel en vigeur, Mr richard ravalomanana comme beaucoups d’autres generaux (mora) restent colonels, la question c’est comprend-il si on l’appel mon colonel?
2- le general a-il fait sa déclaration de patrimoine a la Bianco ? Qu’en est -il de sa rémunération actuel?
3 – selon les textes en vigueur actuel, quelles sont les domaines de compétences de l’EMMOREG-NAT? Qui est le patron de l’EMMOREG-NAT?Trouve-t-il logique et nornal que l’EMMOREG-NAT officie en meme temps comme police judiciaire, police des mines, polices des frontieres…etc?
4- Ou sont passe les pierres précieuses et butins que Mr mamy RATOVOMALALA a soi disant remis a l’EMMOREG? autrement dit peut-il nous justifier le bien fonde et la légalité de cette procédure?

Merci
Cordialement.

[Répondre]

rasendra dit :

Mme Onitiana Realy,
Mba azonao apetraka amin’i risara ve ireto fanontaniako ireto satria tsy manana fomba hafa azo ampitaina azy aminao aho….sa inona no mail azo andefasana ny fanontaniana :
1/Ny lehiben’ny miaramila, indrindra i jly RANTO sy RAKOTOARIMASY, dia tsy tia ny iverenan’i Ra8 aty Madagasikara ra tsy après l’élection présidentielle. Mitarika korontana be tsy misy hoatra izany hono raha miditra eto izao izy. Tsy natao handamina angaha raha misy korontana ianareo miaramila ? Sa….ny HAT sy ny foza rehetr ihany no arovanareo. Ra8 angaha tsy olona ka mba mila arovana?
2/Nomen’i Ra8 an’i jly Ranto sy Rakotoarimasy ny Directoire Militairre. Tonga i sataignié, ny karana be vola sy i Donjona nividy ny fahefana ami-na vola be tsy toko tsy forohana taminareo , dia nomenareo azy ny fahefana. Tsy sefon’ny tena Corrompus ve nareo ? Tsy Menatra be an-dRa8 ianareo, ary izay no antony tsy itiavanareo ny iverenany fa mody hoe mitarika korontana ny fahantongavany.???

[Répondre]

radama 1er a répondu :

@rasendra,
Onitiana Realy n’aura certainement pas le temps de récolter toutes questions que les gens veulent poser sur tous les blogs sur Internet et si tu regardes de temps en temps les infos de TVplus et l’emission l’invité du zoma, ils répètent plusieurs fois dans la semaine qu’il faut écrire à l’adresse mail inviteduzoma@gmail.com si on veut poser des questions à l’invité du jour. Il est encore temps d’ici vendredi soir

[Répondre]

Foza Orana dit :

Mme Onitiana o, ny ahy indray ny fangatahako raha mety dia mba soloina dessin animé ilay fandaharana fa tsy tiako ny mijery ny invité-nao

[Répondre]

radama 1er a répondu :

@Foza Orana,
Moi je ne suis pas du tout de ton avis pour la bonne et simple raison que je suis pour la liberté d’expression surtout pour les gens qui ne sont pas du même avis que moi et çà me permettra de combattre ses idées.
Je fais confiance à la perspicacité d’Onitiana Realy pour que le monde entier entende le général de pacotille, dont les seuls faits de guerre sont les lancers de gaz lacrymogènes, débiter ses inepties et ses contre-vérités. Cà sera peut-être barbant de l’écouter mais au moins le peuple en fera sa propre idée et il, le général de pacotille, se décrébilisera tout seul dans ses propos

[Répondre]

Malagasy aho dit :

Tsotra ny amin’i Rsara Baomba, asaivo mandeha manenjika dahalo any Behitroka toho izay mandrahaona Gasy tsy manan-tsiny et tana.
Raha tena jeneraly marina dia any atsimo misy dahalo no fahavalo. Mandehana raha lehilahy.

[Répondre]

Basile RAMAHEFARISOA dit :

Tiens,il est à Madagascar,ce colonel/général Richard RAVALOMANANA.J’ai pensé qu’il est à l’étranger,faisant suite à son étrange silence depuis quelques semaines.

[Répondre]

Alibaba dit :

Faly miarahaba anao ry Jeneraly Ravalomanana! sa Jeneraly bomba kely! Ny antony mahatonga ilay hoe bomba kely aloha dia i ledala ilay mahita bomba gauche droite e! tokony mba alefa hiady @ terrorriste any ivelany any ledala fa toa hitany daholo ny bomba sns any naty elake-latrano any. Ny tena mapihomehy anie dia heverin’ledala fa vendrana daholo ny malagasy rehetra ka hoe tsy haharaka ny fikany e! fika atao mody hahafahana hisamborana olona vitsivitsy sns e! miaraka @ lainga tsara lahatra. Tsy minadry ela ny valin’ny ratsy natao fa eto an-tany ihany ny valiny ry Jeneraly bomba kely a! Andriamanitra anie tena misy fa so dia heverinao hoe tsy misy e! Eto an-tany ihany ny valiny!

Izay no nahatonga azy ho Jeneraly Bomba kely. Sady Ledala izany mihevitra azy ho tena favori mintsy nefa olona colonel nakarikarina grady teo fotsiny @izay mba manamafy ny fitondrana Foza orana izay nalaina t@ basy. Fitondrana mpanongam-panjakana, tsy voafidim-bahoaka. DJ no tokony ho asa ko lasa président. Izany ny hoe tena boay kely milingilingy. Mahamenatra e! mbola lasa nadeha nilingilingy any Rio indray ilay mpanongam-panjakana iny mihevitra ny tenany ho toy ny président élu. Mahamenatra e! ny vahoaka madinika efa mitrongy voa homana nefa ledala lasa mandany ny volam-panjakana sa nandeha nitady client hividy bois de rose sy volamena any Rio. Izay anie no tena maha maika an ledala handeha any io e! Ilay Ratsirahonana moa angamba efa mitady ho faty izay, otran tsy dia henoheno mantsy lery tato ho ato. Tsara ko raha maty any ilay tsy vanona iny e! raha ny ratsy vitan’iny teto @ firenena teto dia mendrika ny hijaly be mintsy iny vo maty, io anie tsy miandry ela ety an-tany izany ny valin’ny ratsy vita dia voavaly. Efa manomboka izy io ary izy tsy ho faty vetivety fa hijaly be mintsy vo maty an! Andriamanitra tsy miandry ela izany rehefa mamaly ny ratsy vitanao fa eto an-tany ihany dia efa manomboka ny valiny e!

[Répondre]

RHK dit :

basile> tena misy tokoa Andriamanitra ka. fa izy anefa tsy niteny taminao hoe tsarao ny hafa fa ny hvitrao fotsiny lazaina. sa izy niteny hoe omeo surnom izay olona tsy tinao?aratsio?mahamenatra sy manaratsy tanteraka ny Andriamanitsika ny fihetsikao syireo mpanao commentaire hafa rehetra mpanaratsy. Aza manonona foana ny anaran Andriamanitra isika raha sady manaratsy olona aveo. tsy fiasan Andriamanitra izany. aza tiavina izy (Mr RAVALOMANANA Richard) dia aza mijery TV+ ohatra fa aza manaratsy.

raha tsapatsika fa diso lalana ny jeneraly na manao ny marina na tsia izy, andao hivavaka ho azy fa izany no sitrapon Andriamanitra.
mivavaka ho anareo antsika za mba samy handova ny lanitra isika rehetra ary mba ho afaka amin’izao krizy zao i Madagasikara.

rhk

[Répondre]

Alibaba dit :

Rhk> Marina dia marina ny voalazanao! tsy mila oe mitsara anefa isika na izaho na ianao dia mahita fa ratsy io olona io, betsaka ny zavtra ratsy vitany, iza no tsy mahita izany na ianao milaza ny tenanao ho hendry io aza mbola mitsara ko matoa milaza oe tsy mety ny ataony manao critique sns eto.
Marina oe tokony hivavaka ho anazy isika mba handova ny fanjakan’ny lanitra izy kanefa rehefa hita hoe tsy mety ny ataony dia tsy maintsy lazaina ampahibe maso ho ren’ny lanitra sy ny tany satria nisafidy ny ho isan’ny mpitondra firenena izy.

Ka ianao miteny io izany dia mitsara anay? fanontaniana no apetrako aminao? Aoka isika ts ho diso fandray ny soratra masina b lotra @ fiainana fa miaina ny réalité e! sa rehefa ianao no manome anarana olona ohatra oe basile dia niteny taminao Andriamanitra oe omeo anarana izy.

Mampalaelo ny toe-tsaina oentinao miaina raha izany mandiniha tena aloha vo miteny ny hafa. Izay mantsy ny mahavoa ny olona fanatic otranareo tony. Raha misy fitiavanao manokana an’i Jeneraly Bomba kely dia ambarao ampahibe maso fa aza mody saromana fivavahana ilay izy fa manjary tsy mety.
Izay no mahatonga ny fiteny oe Etat laika.

[Répondre]

lylia Tsong dit :

Onitiana a! aza adino no manontany hoe mba firy ny gendarmes sy miaramila fa maninona no izy no halambahoaka indrindra, nefa au moins isa-kerinandro mahavita zavatra be foana. Tsy tokony ho mamim-bahoaka ve izany?

[Répondre]

marcelle dit :

fa naninn tokoa no tsy navelan’i Prézidà ra8 nihetsika hono ny miaramila hiaro ny vahoaka sy ny fanany tam 26 janvier é?
tsy tokony natao hazalambo ve ry pandroba tamreny toy izay nitazampotsiny mba hanomezantsiny ani raFoza aveo?…
asa re…

[Répondre]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci