JIRAMA : les equipes rasidiennes préfèrent privilégier les centrales au gasoil

Ainsi, au lieu de réparer la centrale au fuel oil de Mandroseza, l’efficace équipe rasidienne préfère continuer à investir dans les machines fonctionnant au gasoil, plus gourmandes.

Plus gourmandes et donc plus intéressantes pour les petits business personnels ?

De juteux business dont Hery Rajaonarimampianina est donc complice puisqu’au lieu de virer ces personnages douteux, il préfère les maintenir à leur place ?

© TANANEWS.COM - Tous droits réservés - Reproduction interdite sans autorisation préalable - Tout contrevenant s'expose à des poursuites judiciaires

D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 5 réactions

itoss dit :

Marina izany !

[Répondre]

zo dit :

Ra ha tiana hahomby ny JIRAMA, dia ny mpitantana no soloina. Saingy mpiarakomana amin’HVM i Rasidy ka sarotra ny manala azy. Zavatra tsy raharahan-dry zalahy izay vahoaka mijaly amin’ ny délestage any fa ny saosy ihany aloha. Raha mirotaka ny vahoaka efa eo Rakotomahina F. hamely azy amin’ny lacrymogène. Mbola ho ela ianao ry gasikara vao ho tafarina.

[Répondre]

zanakiarivo dit :

Business hoan’ny karana kosa anie ny fampiasana gasoil eh. Mila karakaraina ny karana fa namatsy vola t@ fifidianana farany teo.

[Répondre]

zo dit :

@zanakiarivo, Marina ny anao. Raha misy aza ny OPK aza asiana fitserana fa volantsika ihany no alain’ireo.

[Répondre]

Raharisoa dit :

Ary ahoana ity huile vidange mivoaka amin’ny robinet ity ? dia izany ve dia tsy mihetsika ny olona ? Famosaviana anie izany na faute technique ary no lazaina eh? Dia miandry fotsiny amin’izao le gasy efa vonoiny olona ? Raha tany ivelany anefa izany efa nahazo vola be ny tokantrano nitrangan’izany ary voadaka daholo ny tomponandraikitra rehetra ministra hatrany aminy farany ambany

[Répondre]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci