Brève

Lahiniriko Jean : l’amnistie ne sera pas prête pour le 29 Février

Publié le Mardi 7 février 2012 à 10:23

« Il y a encore beaucoup d’étapes et de détails à régler »

Bien entendu, quand on n’en a ni l’envie ni la volonté politique, les « détails » auront la fâcheuse tendance à se multiplier.

Commentaires

6 commentaires sur Lahiniriko Jean : l’amnistie ne sera pas prête pour le 29 Février

  1. mdrmheritier () le mar, 7th fév 2012 10:37
  2. Dadatoa Lahiniriko a! menatra anao ny Kristianina Loterana eto Madagasikara, satria sady mpiandry ianao no mpitam-bolan’ny Flm. Ajanony io lainga sy fitaka ataonao miaraka amin’ny Udr-c io fa tsy mendrika ny maham-mpiandry anao. Mba inona no lazainao rehefa misy olona mandohalika eo anoloanao ka hametrahanao tànana? tsy ireo voambolana politika izay miharo lainga và? Oviana ianao no mba niasa farany? Tsy efa tany amin’ny 12 taona lasa va? hoy ny soratra masina « aoka hifamela heloka ianareo mba hamelako ny helokareo kosa » Tenin’i Jesosy io ka raha mpanompon’i Jesosy tokoa ianao aza mety ataon’ireo mpanao politika fitaovana hamadika io tenin’i Jesosy io raha tsy hoe angaha ka tsy mila famelan-keloka avy amin’i Jesosy ianao.

    [Répondre]

  3. rabekoto () le mar, 7th fév 2012 10:48
  4. no izy mpiandry io mihintsy no loza i Razanakisoa koa anie mpiandry amiko madio ivelany ohatra ny fasana mba jereo ireo karana tsy misy olona mivavaka ohatranireo fa koa tsy misy tay ohatranireo ny olon manodidina aho mitovy amizany i Vendrana mivady mivavaka koa fa nataony kitoza ny olona mba azahono fahefana ny teniny mpanjaka Ranavalona 1ere no marina hoy izy ny andriamanitray angaha niteny hoe mandehana mamono na mangalatra io no marina

    [Répondre]

  5. FIONDRANANA () le mar, 7th fév 2012 10:57
  6. Organès, christine, lahiniriko,…mpiandry manohana mpandroba ary namaky bureau mpanjakana tamin’ny pince coupante, tsy devoly ve no mamaky trano ehhh? Ka mahagaga ve?

    [Répondre]

  7. rama(Reunion) () le mar, 7th fév 2012 11:06
  8. Na vita na tsy vita alohan’ny 29 ny amnistie : Inona no olana fa ny dadanay tsy mila an’izany @ sabotsy izy ho avy dia inona indray ny paika efa « Tahotra » ny anareo fa tsy misy « Hery » intsony

    [Répondre]

  9. RRMM () le mar, 7th fév 2012 11:15
  10. mampahonena mihitsy reto mpanompon’Andriamanitra tsy mahay mamela heloka. Mila mibebaka ianareo ary matoa ianareo nampindramina ireo fahefana nananareo ireo de hijoro no nilana anareo fa tsy hanao ny tsy rariny sy tsy ho tia fahamarinana. Mieritrreta!

    [Répondre]

  11. FIONDRANANA () le mar, 7th fév 2012 11:16
  12. Aza hadino fa tsy enao mihitsy no voalazan’ny tondrozotra hanao ny volavolan-kevitra momba ny amnistie. Fa ny Crn, izay tokony hatsangana ary tarihin’ny Pr Zafy. Aza misandoka loatra nareo udrc sy cst …Raha tianao ny haniitsakitsaka ny fdr dia hitsio ny resaka eh!! Lahiliriko, namadika an’i Deba avy eo dia nahazo ny anjarany avy aminao ra-8! Iza no hihaino hoe ny marina mba ho avoakan’ny vavanao? Ry mpihatasara ivela-tsihy sy Mpivarotra tanindrazana!?

    [Répondre]





Pour que vos commentaires apparaissent rapidement, ne changez pas de pseudo ou d'ip et merci de rester courtois(e) dans vos commentaires. Les commentaires en majuscule et comportant des grossièretés ne seront pas diffusés.

IMPORTANT! Pour valider votre envoi, merci de répondre à la question suivante

Combien font 10 + 7 ?
Please leave these two fields as-is:

.