Pourquoi pas mais Edgard a-t-il réfléchi à l’héritage qui sera laissé aux enfants malgaches avec ces 3 années de crise, crise qui n’est toujours d’ailleurs pas finie?
Vols, viols, mensonges, escroqueries, assassinats, arnaques, insécurité, gabegie, grand banditisme, etc. : voilà l’héritage des petits Malgaches, mois de l’enfance ou pas mois de l’enfance.

Pour Jao jean , un representatif du HAT , chaque mois est un mois de l’enfance : on devierge et on est impuni!
Pour E(d)gar , c’est du Bla Bla Bla! le nombre des enfants prostitués augmente chaque nuit dans son fief . Qu’est ce qu’il va raconter? Respecter les droits de l’Enfant?
[Répondre]
Raha hendry RALAVAKA dia ny lavaka mameno ny arabe aloha no amboarina fa anisan’ny lova ho an’ny taranaka ireny.
Ataon-dRalavaka aiza ary ny hetra alohan’ny olona fa tena mahatsiravina ny fako sy ny lavaka !
Boky miisa millions maromaro no nodoran’ny FAT(y) tamin’ny 2009 nohon’ny fankahalana an-dRavalomanana. Anisan’ny nanome toerana handoroana izany i Ralavaka.
Ny harena sy lova sarobidy avela ho an’ny taranaka dia ny fahaizana am-pahalalàna. Nopotehan’ny fat(y) anefa ny fanovàna ny rafim-paianarana nentin-dRavalomanana izay efa natomboka tamin’ny 2006.
Fanapotehana ny taranaka no nataon’ny fat(y) sy mbola ataony ka tokony ho menatra izy raha hiresaka momba ny ankizy fotsiny aza !
[Répondre]