Brève
Nous sommes le 07 Fevrier 2012
Certains vont s’habiller en blanc, d’autres en noir (qui?) tandis qu’au Magro la tendance sera au vert et bleu.
Pendant que les Malgaches sont en plein défilé de mode vestimentaire, l’horloge tourne et la date butoir du 29 Fevrier 2012 approche.
Commentaires
4 commentaires sur Nous sommes le 07 Fevrier 2012
- mijoro () le
mar, 7th fév 2012 08:27
- DINIKA () le
mar, 7th fév 2012 08:50
- admin () le
mar, 7th fév 2012 08:55
- DINIKA () le
mar, 7th fév 2012 12:21
Adalaina amin’izao zavatra rehetra izao ny Malagasy de amin’izay hoe adinony fa io tetezamita io no fototry ny zava-dratsy rehetra.
[Répondre]
Salama !
Naheno feo sy tsaho maro isankarazany iska tamin’iny herinandro iny : miaramila handray fitondrana ; tsy hanaiky amnistie ; hiverina hiseho ny 26 janvier araka ny feo nadeha omaly ; notam tsy fantatry ny Pm ; lettre d’infos tsy nampahafantarina ny Pm ; insecurité atsy sy aroa ; etc…
Ireo zavatra ireo dia niniana natao mba hampisehoana fa ilay feuille de route dia tsy vaha olana ka miteraka « dysfonctionnement » entre Primature et Présidence Transition ka mahatonga fahoriana eny @ vahoaka , etc….
Amiko dia efa entina hanomanana ny mety handraisan’ny miaramila fitondrana ireny zavatra niniana natao ireny sy ny fampielzana ireny feoa isankarazany ireny … ! Raha amin’izao zava- misy izao tokoa mantsy dia mety ho azo heritreretina ny hilazan’ny miaramila fa tena mjaly ny vahoaka noho ny adilahy politika ka mila mandray andraikitra izy ireo satria tandroka aron’ny vozona ary dernier rempart. ! Ka dia handray ny fitondrana satria ny mpanao politika tsy mahavaha olana fa ilaozana miady sy tsy miafanaraka fa tsy mijery ny tombotsoan’ny vahoaka ! Amin’izany dia hilaza izy ireo fa hanao fifidianana ao anatin’ny fotoana fohy ( izay tsy handraisan’ny ireo tsy nahazo amnistie sy tsy eto antoerana anjara ) ka izay ho lany e odia izay no hitondra ny Repoblika faha 4 ..
Fomba fijery ny zava-misy amin’izao fotoana izao io lazaiko io ka anjarantsika no mamakafaka sy manadalina ..
[Répondre]
terrorisme moral tout ça.
Deux objectifs : instaurer un climat de peur et saboter la feuille de route.
Objectif doublement atteint.
[Répondre]







