Brève

Pas d’amnistie le 29 Février donc pas de visites des ministres français de Coopération Henri de Raincourt et du Commissaire européen au Développement Andris Piebalgs

Publié le Mercredi 22 février 2012 à 17:07

O rage, le robinet qui commençait à peine à s’entrouvrir commence déjà à se refermer.

Mais vu le jusqu’au boutisme du PT et consorts, cela ne les dérangeront absolument pas de continuer à mener le pays dans le gouffre.

« Tout sauf Ravalomanana » c’est la devise de la Transition.

Quitte à ce que les 20 millions de Malgaches continuent à manger leur pipi (en malgache dans le texte)

Commentaires

7 commentaires sur Pas d’amnistie le 29 Février donc pas de visites des ministres français de Coopération Henri de Raincourt et du Commissaire européen au Développement Andris Piebalgs

  1. The Man le mer, 22nd fév 2012 17:18
  2. Iny lalana iny hitondra antsika any @ fahantrana manara penitra!

    [Répondre]

  3. jbalawasy le mer, 22nd fév 2012 17:37
  4. de tena mihagrave andro @ alina izy ty an!!

    « ry vahoaka malagasy tsy vaky volo, tena tratranao zao ny tanjona dia ny fahantrana tena manarapenitra tompokolahy sy tompokovavy…. »

    ps: utilisant des fois un Bb je fais aussi partie des « black listés » cher admin!! snif

    [Répondre]

  5. samy foza () le mer, 22nd fév 2012 17:49
  6. Ka i Pety aza efa nilaza anie tao amin’ny gazety androany fa mbola tsy tratra ny tanjona tamin’ny tolon-dry zareo foza Dia ny ahatonga antsika malagasy ho faty mitsangana sisa eh! Tohizo ihany iny lalana iny ……….

    [Répondre]

  7. Verohanitra () le mer, 22nd fév 2012 17:56
  8. Andray izany fitiava-tenan’ireto tsy valahara ireto ! Noho ny fankahalana ny Prm Ravalomanana, dia hatao takalon’aina daholo ny vahoaka Malagasy iray manontolo ? Matahotra, mipararetra raha vao mieritreritra azy hoe hody satria te-hifikitra amin’ity seza nangalarina, matahotra koa hoe ahoana ireto fananany nopotehina. Te hitavana amin’ny tsy nisasarana ?
    Mbola hivadika ny tantara fa andraso kely aloha ! Rehefa tonga ny fotoana, dia tatazo ny vali-kitsaka. Ianareo no mpamosavyè milevina amoron-dalana ka hizaka ny nataony.

    [Répondre]

  9. RASENDRA () le mer, 22nd fév 2012 19:17
  10. Ho an’ny ankolafy Ravalomanana
    Ampy izay ny fandeferana sy ny fahanginanana tsy misy azo hiandrasana @ io fitondrana jiolamboto io ka efa tafiditra ao @ rafitra ianareo dia mba hampiasao ny fahefana hananareo hanambatra ny hery rehetra hanongorana ireo tsy mataho-tody ireo eo @ fitondrana

    [Répondre]

  11. Ramena le mer, 22nd fév 2012 20:16
  12. « O rage, le robinet qui commençait à peine à s’entrouvrir commence déjà à se refermer. »
    Ny vola dakan’ny alika baina. Efa mibanaka ndray zao ny Bdr

    [Répondre]

  13. Mistar Ymar () le jeu, 23rd fév 2012 03:12
  14. tsy hitako izay hilana n’i Henri de Raincourt ho aty amintsika ny naoty Aaa ny la frantsa aza efa lasa Aab ka tsy izay hampahatsara ny azy no ataony !!!!!

    [Répondre]





Pour que vos commentaires apparaissent rapidement, ne changez pas de pseudo ou d'ip et merci de rester courtois(e) dans vos commentaires. Les commentaires en majuscule et comportant des grossièretés ne seront pas diffusés.

IMPORTANT! Pour valider votre envoi, merci de répondre à la question suivante

Combien font 10 + 10 ?
Please leave these two fields as-is:

.