Brève
Pety Rakotoniana : « le changement n’est pas encore arrivé »
Pety a raison, ce n’est ni avec des daholo ni des émetteurs de cheques en bois au pouvoir que le changement interviendra.
Commentaires
7 commentaires sur Pety Rakotoniana : « le changement n’est pas encore arrivé »
- The Man le
mer, 22nd fév 2012 10:47
- I_MATORIANDRO () le
mer, 22nd fév 2012 10:53
- zo le
mer, 22nd fév 2012 12:37
- RAKOTONIRAINY () le
mer, 22nd fév 2012 12:59
- sesitany () le
mer, 22nd fév 2012 13:01
- rivokely () le
mer, 22nd fév 2012 13:39
- Geronimo () le
mer, 22nd fév 2012 15:02
Efa mba miha tonga saina i Pety kelin’ Ikalamavony dia mbola asianareo foana kosa an!
[Répondre]
Efa miandry ny fampiantsoana azy eny @ tribonaly izy momba ny fangalarany ny varin’ny Tiko kah! Dia mody hendry aloha satria mikendry ny ho tafiditra any anaty republic V indray izy. Ary efa fantany koa fa atomotra ny farany.
[Répondre]
Rejefa tonga aty Antanannarivo ny fanaparam-pahefana izay ataony ao Fianarantsoa vao tonga hono ny fanovana.
[Répondre]
Pety, ny olona toa anao dia tokony tsy hitondra intsony eny fa na dia Fokontany aza.
Izahay tsy nitady fanovana mihintsy fa olanareo iny, koa hataovy izay mety ao fa anareo aloha ny tanàna, ary aza miady an-trano fa manahirana ny mihaino azy.
[Répondre]
Vous n’avez rien compris: « le changement n’est pas encore arrivé » ça veut dire « laissez-nous encore 3 ans de plus »!
[Répondre]
Tonga ny fihovana rehefa voaverina any am-ponja ialahy
[Répondre]
ka mbola tsy fongana ny tourmalies ary mbola misy ny Aomby mivezivezy eny an-kijana ko !!!
Raha mbola izay dia tsy mbola misy fiovana eto
[Répondre]







