Les petites annonces gratuites sur TNN

Postez gratuitement votre petite annonce sur tananews
http://annonces.tananews.com
Andilamena Resort

Un golf de 18 trous bientôt sur le campus d’Ankatso ?


A défaut de recevoir leurs paies, les membres du SECES et autres pourront toujours parfaire leur swing sur ce futur green à Ankatso.

© TANANEWS.COM - Tous droits réservés - Reproduction interdite sans autorisation préalable - Tout contrevenant s'expose à des poursuites judiciaires

D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 13 réactions

christellephilipini dit :

c’est une blague? si oui, elle est de très bon goût, même plus besoin d’aller sur la route de majunga…

[Répondre]

jr31 dit :

et qui en est le promoteur de ce juteux projet? ce serait intéressant de savoir son nom!

[Répondre]

mpihomehy dit :

encore des trous par ici et par la

[Répondre]

nyaina dit :

Fa tsy iza fa risara baomba indray e! lacrymozenina eo manome toky fa ho vita vetivety io!!

[Répondre]

rapex dit :

Terrain de Golf contre année blanche?

[Répondre]

bozikely dit :

Tetikasa manarapenitra tokoa!!!

Miseho eny foana ny maha-zaza tsy tia fianarana ny phat. Rendrarendra no laharampahamehana.

[Répondre]

francis dit :

ben non c est plus facile pour les etudiant de trouver un job de cadi (vous savez ceux qui emenent les club de golf(les truc pour frapper la balle)) ou d’etre des ramasseur et meme facile alors de trouver des jobs d’aroseur ou de découpeur de gazon

merci à qui à TGV

désolé pour les parenthese parske il faut bien expliquer à nos etudiants ce que c est parceque avec la pauvreté ils ne doivent pas savoir ce qu’est le golf (un sport qui se partique sur des long quilometre de gazons avec des balles qu’on tappe et qu’on emene dans un trous pour gagner avec le moins de frappe possible)

[Répondre]

francis dit :

bien sure le hic c est que ces Hat n oseront meme pas joué las bas par peur de se faire bruler vif par les etudiants hahahahahaha

[Répondre]

AKONDRO dit :

Pouvons-nous acheter le Seces et des étudiants avec un golf 18 trous a Ankatso ?
Petit rappel, il y a moins de deux ans on regardait le nombre de bics achetés pour le personnel administratif pour trouver de l’argent.

Combien de promesses jamais réalisées ?
L’université manque cruellement de matériel didactique.Est -ce un golf qui va instruire nos jeunes?
Non, ce clubhouse sera un club bien fermé reservé a une « élite » triée sur le volet,et surtout bien sécurisé.

On dira aux étudiants  » Ne marché pas sur l’herbe ,nous on la fume « .

Le golf pouvoyeur de jobs pour étudiants, je n’y crois pas ou pour  » le copain du copain  » moyennement service, nous avons déja les exemples devant nous concernant la corruption flagrante lors des examens d’admission.

Nous sommes en campagne électorale depuis 36 mois !

[Répondre]

Un golf de 18 trous bientôt sur le campus d’Ankatso
Kilalaon’ny Getroka , fialambolin’ny mpanakarena Tampoka , maromaro ihany izay vola nihodina tao @ transition izay …mantsy hany ka mila kianja malalaka label lafobe @ izay ry lerony eo akaikiny…!sy hampisehosehoany ny fananany ankoatran’ny 4×4 lafobe, trano label lafobe

Tsy nandeha intsony ilay rohy ry admin nefa mbola tazato teo tsara mihitsy ilay lahatsoratra omaly hariva , hum , nisy nibetroka indray angamba tao , mise en demeure…? nefa tsy ao @ ndry zalahy ao ve moa ny lehiben’ny fikambanan’ny journalistes… ? , izay vao nitsangana taoriana kelin’ilay raharaha Onitiana Realy Tv Plus

Dia afaka andro vitsivitsy dia nanangana ny tampoka an’ity koa Ingahy Rolly
Misy hafatra izay avy amin’ny “Club des Journalistes Doyen” ho an’ny mpanao gazety rehetra, natao androany Alakamisy 5 Janoary 2012 :

« Ny Fikambanan’ny Mpanao Gazety Zokiolona (Cjd) dia miangavy ny andaniny sy ankilany tsy mifanara-kevitra :

* Mba hampitony ny fo mafana;

* Mba hifanatona ao anaty firahalahiana ka hiaraka hanondrotra avo ny Hasin’ny Asa Fanaovan-Gazety;

* Mba hampitsahatra ny fifanenjehana eo amin’ny Mpitondra sy ny Gazety, ery eo amin’ny samy Mpanao gazety.

Heverin’ny Cjd fa ny vaha-olana hisedrana izany savorovoro izany dia ny famerenana ny fampijoroana ny Biraon’ny Holafitry ny Mpanao Gazety ao anatin’ny fotoana fohy.

Ny Cjd dia vonona mandrakariva hitondra ny anjara birikiny eo amin’ny fandaminana sy ny fampiraisana hina ny Fianakaviamben’ny Mpanao Gazety ».

Ny Filoham-boninahitry ny Cjd Ny Filohan’ny Cjd
Moks Razafindramiandra Georges RAKOTONDRASOAVA
Fambara ratsy , ao raha !

[Répondre]

zo dit :

Tsy maintsy ry Ralavaka indray no ao ambadik’io miaraka amin’ny frantsay.
(Ralavak A= Edgar Razafindravahy = satria tsy fantatra izay hanaovany ndRalavaka ireo vola omen’i lafrantsa azy fa feno lavaka ny làlana) ( Lavaka daholo eh!)
Efa tsy ampy ny toerana ianaran’ny mpianatra koa havadika ho golf indray ny toerana. Raha io sary aseho an-gazety io dia ny 20% n’ny toerana sisa ho an’ny fampianarana.

Dia tsy fantatr’ireo mpitondra mihitsy ve fa tsy misy antsasakin’ny zaza malagasy afaka bacc akory no afaka miditra eny amin’ny Oniversite amin’izao fotoana.
Araka ny lalàna velona anefa dia afaka miditra eny amin’ny Oniversite ny mpianatra iray raha vao afaka bacc. Zony izany. Soa ihany fa doma be ny malagasy ka tsy mitaky izany zony izany. Izay Atao Aminy Dia Ekeny; Tena azon’ny Ray aman-dreny sy ny mpiantra afaka back atao mihitsy ny milahatra mitaky ny zony. Indrindra moa fa avadika terrain de Golf indray izany izao ny Oniversite.

Manararaotra moa ireo mpampianatra manisy sivana amin’ny fidirana eny.amin’ny oniversite; Lasa fidirambola mihitsy ny fanaovana ireny sivana ireny satria mandoha vola rehefa hanao examen d’entrée na ho afaka ianao na tsy ho afaka. Ao amin’ny Degs dia misy hatramin’ny 15000 ny mpianatra manala fanadinana nefa 800 no raisina. Ary ny tsaho aza dia feno risoriso ao amin’ny facdegs ao amin’ny fampidirana mpianatra.Misy ny manana mention Bien sy assez bien tsy afaka fa ny mention passable no betsaka afaka.

Tena miombon-kevitra amin’ity programan’nDry Hajo sy ry Radomelina ity ve ny Ca sy ny mpitondra ao amin’ny Oniversite izay voatonontonona tao amin’ La Gazette de la Grande Ile ny Alakamisy 23 février teo sady atao « à la une » mihitsy. Ary dia tsy menatra ry zalahy mamaritra ny tanin’ny Oniversite aseho gazety ilazana hoe ity ny anay ?.

Raha tena manaiky izny mantsy ny filohan’ny Oniversite dia tafiditra anaty risoriso izany rangahy io satria na zakely aza dia tsy ilaina atoro fa hahatsapa avy hatrany fa dia mamofompofona risoriso be ao ambadik’io. Efa tsy misy tsy mahalal fa ry Hajo amin’izo fotoana dia tsy misy sonia mandeha raha tsy 100millios de Fmg fara faha-keliny. Koa ohatr’inona no azon’ny président ny Oniversite miditra amin’io resaka maloto io?
Mila mitsangana manohitra izao tetikasa maloto izao isika tanora sy isika Malagasy. Misy fomba hafa hanatsarana ny tontolo iainana eny amin’ny Oniversite fa tsy golf ho an’ny mpanankarena velively.

Takio ny fanalana ny Filohan’ny Oniversite raha manaikinaiky an’io fa tena fivarotana tanindrazana io.

[Répondre]

kalachnikov dit :

L’université continuera ses activités normales, donc pourquoi pas ; L’idée n’est pas forcément idiote, surtout si cela peut rapporter des sous à l’université !
Après tout dépendra de la manière dont cela serait mené. Un certain Joss Ramalison en serait le promoteur, quelqu’un de pas clair en affaire paraît-il, avec quelques sbires TGVistes pur-porc.

[Répondre]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>

Current ye@r *

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci