Les réalités de la traque des dahalo sur le terrain (images choquantes)


D'accord, pas d'accord ? Réagissez - 14 réactions

antifoza dit :

J’ accuse Radomelina d’ envoyer ces militaires ( en majorite de zazavao) vers une mort certaine. C’ est un homicide volontaire!

[Répondre]

profane a répondu :

@antifoza,

d’où les suicides sans doute!

[Répondre]

Neninoro dit :

Mais pourquoi ne pas envoyer « ces be baoty, bien armés, bien potégés avec gilets pare-balles et lance-roquettes qui sèment la terreur à Tanà sur les pauvres manifestants non violents!!?? »

Où sont ils ces be taim-bava de miaramilam-potaka?? Quelle honte!!

[Répondre]

antifoza a répondu :

@Neninoro, Ka ireny ange tsy mahavita dia an-tongotra e! Dia tsy maintsy ireo zazavao no terena @ izay koa mba tsy mety resy ireo dahalo akama. Ny victime moa @ izay mitombo hahafahana mahazo fanampiana ara-bola sy ara-pitaovana any ivelany (Frantsa). Izany rehetra izany ampiasaina @ fomba rehetra hanakanana an- dRa8 tsy ho tafaverina…

[Répondre]

inconnu dit :

fitondrana vendrana, ,,, matimaty foana izay nahazo baiko hisambotra dahalo nefa ny fitaovana tsy ampy akory ,nga tsy manana radio sy helico????mandeha tongotra 12h??? nakana tombony fotsiny ireo allouettes dia avy eo mividy hummer??? raha izao no mitohy mety ho tafakatra ao ambohitsorohitra i remenabila

[Répondre]

antifoza a répondu :

@inconnu, izy kosa ve tsy hamangy ny sefony aminao e?

[Répondre]

borikely dit :

Iza no mamatsy fiadiana an’ireo dahalo ???? Ilay thailandais zay nanao fanaràna tao Ambohitsirohitra ! Tsy heno mihitsy ilay Jeneraly mpiray tsikombakomba @ mpanogampanjakàna filohan’ny CMDN ! Aiza ny fiarovana ny firenena?? Sa atao hiaro an’i DJ @ fivereana’i RA8??? Aiza ry baômba be « strategie »??? Aiza ireo 4×4 maro be feno miaramila mirongo fitaovampiadiana mivezivezy ao Tana mampihorohoro ny vahoaka ???? Tsss!

[Répondre]

borikely dit :

Tsy miaramila ireo hita tsy mikàpa na tsy misy satroka ireo fa milisin-dramarosoana ! Nalefa manao cinema eny indray dia matimaty foana sahala t@ Black monday 26 fevrier ! Zany no mahamaika an’i lery managona vola sy vary ! Tsy ho an’ny vahoka any atsimo zany io fa famatsiana ireo milisy kely ireo ! Tsy miaramila ara-dalàna ireo ra malagasy é!

[Répondre]

humeur dit :

fa aiza ilay 4*4 bdb misy soratra EMMOREG mi style eran’ny tanan ireny ???

Ary nga moa tsy hoe tsy azo hoanina ny lalana ?? ka inona no mampitarainy e : nandresy ny tolona !!!

[Répondre]

rakotomangamijoro dit :

Il vient d’arriver et il s’est fait tuer. Je me demande si le fat est en train d’envoyer des soldats qui ont savent quelque chose et qu’ils veulent faire disparaître.

[Répondre]

koloina dit :

vao manomboka ny sazy avy amin’Andriamanitra hoan’ireo mpanongampanjakana e!miaramila-zandary ary polisy no tena nanantanteraka izany koa hiareto eo ny an’ialahy isany!!!aleo ny tour ndradomelina ho faramparany @zay tena hatao an’ilay mangidy tsara e!

[Répondre]

koloina dit :

tadidio fa ny vahoaka tsy manantsiny zay matimaty foana amin’izao asandahalo izao dia hohadinina @dradomelina sy ny ekipany tsy ho ela intsony e!

[Répondre]

raveloson dit :

aza alefa manao service militaire ny zanakareo fa sao alefan_dry zalahy ho sorona any

[Répondre]

admin a répondu :

@raveloson, ça existe plus le service militaire.

Ah, les fameux SN à l’époque :-)

[Répondre]

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous pouvez utiliser ces balises et attributs HTML : <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>

Votre commentaire n'apparait pas ? Lisez ceci